♦ Azon'ny Malagasy atrehana mivantana ny matso lehibe hatao eny amin'ny kianjan'i Barea eny Mahamasina amin'ny 26 jona. Noferana ho 20 000 ny olona manana tapakila afaka mijery izany... ♦ Ho hentitra ny fandaminana sy ny fanaraha-maso eny Mahamasina sy ny manodidina mandritra ny fankalazàna ny fetin'ny 26 jona hoy ny Emmonat... ♦ Efa manomboka mamoaka ny taratasy fiantsoana ny mpiadina amin'ny fanadinana CEPE amin'ny 6 jolay izao ny eo anivon'ny Cisco...
Zava-dehibe ny fihariana sy ny fananana asa fivelomana araka ny lamina voajanahary. Ny asan'ny olombelona no iderany sy anomezany voninahitra an'Andriamanitra. Tsy mety ny filàna tombotsoa manokana sy ny kolikoly ary ny fanararaotana mbamin'ny fanomezana tombondahany ny sasany eo anivon'ny fianakaviana sy ny fiaraha-monina. Katesizy momba ny asa fivelomana, iarahana amin'i P. Rabenirina Joseph.
Alakamisy 24 jona 2021 — Herinandro faharoa ambin'ny folo mandavantaona — Ianao, anaka, hantsoina hoe mpaminanin’ny Avo indrindra : handeha eo anoloan’ny Tompo ianao, hamboatra ny Lalany — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Lioka 1, 57-66. 80
♦ Hiova endrika ny matso eny amin'ny kianjan'ny Barea amin'ny 26 jona izao. Amin'ny fito hariva farafahatarany no hifarana ny lanonana eny Mahamasina... ♦ Tsy hanatrika ny lanonana eny Mahamasina ny antoko TIM, ary milaza hikarakara hetsika eny amin'ny Magro Behoririka amin'ny zoma izao...
Ho an'ny tompon'andraikitra isan'ambaratonga eto amin'ny firenena, Ho an'ny vahoaka Malagasy sy ireo olona tsara sitrapo. Homba anareo mandrakariva anie ny fahasoavana amam-piadanana avy amin'i Jesoa Kristy Tompo ! Indroa isan-taona no manao fihaonana lehibe (Assemblée Générale) izahay Vaomieran'ny Eveka momba ny fahamarinana sy fiadanana (Justice et Paix) cto Madagasikara. Tamin'ity taona 2025 ity dia notanterahina ny 08 May ka hatramin'ny 12 May ny fihaonanavoalohany teto Madiorano - Diosezy Toliara....
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco