♦ Votoatin'ny fifaninanana pika sary karakarain'ny fikambanana T.S.A, miaro ny sokatra eto Madagasikara... ♦ Ny sahona mena... ♦ Fanentanana amin'ny fiarovana ny varika...
♦ Napetraka eny amin'ny Rovan'Antananarivo ny satro-boninahitry ny tantarom-piandrianan'ny mpanjaka Ranavalona fahatelo... ♦ Manampy trotraka ny kere iainan'ny mponina any Atsimo ny fisian'ny tafio-drivotra mahery vaika mitondra fasika any amin'iny faritra iny... ♦ Mpifidy vaventy miisa enina sisa no andrasan'Andriamatoa Joe Biden...
♦ Handrasana anio maraina etsy amin'ny seranam-piara-manidina etsy Ivato ny fahatongavan'ny satro-boninahitry ny tantarom-piandrianan'ny mpanjaka Ranavalona fahatelo... ♦ Voafehy ny fisondrotry ny vidin'entana jifaina teto Madagasikara tamin'ity taona ity... ♦ Fifidianana filoham-panjakàna any Etazonia, tsy mbola fantatra ny anaran'izay ho filoha mandritra ny efa-taona manaraka...
Ny fifampitokisana no fototra mampirindra ny fifandraisana. (04-11-2020)
Noho ny fetin'ny Noely, Fankalazana manetriketrika ny nahaterahan'i Kristy Mpamonjy an'izao tontolo izao, dia manafatra ary miray soa ho antsika i Mompera Bizimana Innocent, Lehiben'ny Salezianin'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maorisy.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2024 Radio Don Bosco