Alakamisy 15 avrily 2021 — Herinandro faharoa fankalazana ny Paka — Nitsangan-ko velona i Kristy Ilay nahary ny zavatra rehetra ary niantra ny zanak’olombelona — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Joany 3, 31-36

♦ Tokony ho sokafana amin'izay ny sekoly manomboka ny 19 avrily izao, hoy ny Foibe Fanabeazana Katôlika. Tsy vahaolana intsony ny mbola hampiatoana indray ny fampianarana hoy ny pretra tompon'andraikitry ny Dinec... ♦ Niampy valo indray ireo olona matin'ny Coronavirus eto amintsika, raha ny antontanisa nivoaka androany...

♦ Mbola maro ireo kaominina tsy nahavita fifidianana na koa  mbola mifanolana eny anivon'ny fitsarana ankehitriny, hoy ny KMF-Cnoe... ♦ Rangahy iray no niharan'ny fanendrahana nataon'ny lehilahy 04 nitondra basy sy antsy androany maraina teny amin'ny 67ha... ♦ Hanokatra ny sekoly manomboka amin'ny Alatsinainy 19 Avrily izao ny vovonan'ny sekoly tsy miankina ahitàna  sekolim-pinoana sy laika...

Alarobia 14 avrily 2021 — Herinandro faharoa fankalazana ny Paka — Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao : nomeny ny Zanany tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino azy, fa hanana ny fiainana mandrakizay — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Joany 3, 16-21

[Miara-dàlana] Zoma 29 nôvambra 2024

  • Miomana amin'ny fandraisana ny Eveka vaovao, Mgr Marcellin Randriamamonjy, ny Diôsezin'i Farafangana...
  • Nanatanteraka fihaonambe fanao isan-taona nandritra ny hateloana, ny Vaomiera misahana ny fampanjariana ny Rariny sy ny Fiadanana tao amin'ny Diôsezin'Antsirabe...
  • Torio an-kafaliana ny Evanjely, hoy ny Papa François, tamin'ny fampianarana nataony nandritra ny Audience générale, ny alarobia 27 nôvambra 2024...
Tohiny...

Famantarana ny fitiavan'Andriamanitra antsika ny Noely

Noho ny fetin'ny Noely, Fankalazana manetriketrika ny nahaterahan'i Kristy Mpamonjy an'izao tontolo izao, dia manafatra ary miray soa ho antsika i Mompera Bizimana Innocent, Lehiben'ny Salezianin'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maorisy.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...