♦ Manamafy ny antso efa nataony tamin'ny herinandro amin'ny tokony hisian'ny fakan-kevitra amin'ny fanarenana ny toe-karena sy ny sosial'i Madagasikara aorian'ny fiatrehana ny valan'aretina Coronavirus eto amin'ny firenena Andriamatoa Fetison Rakoto Andrianiriana... ♦ Afaka miasa malalaka amin'ny ora rehetra ny mpanao gazety eto amin'ny faritra Analamanga hoy ny Filohan'ny Holafitra...

Katsaho ny maha izay anao dia ny mampiavaka anao amin'ny hafa izany. (13-05-2020)

♦ Mandray an-tanana olona betsaka indrindra mitondra ny tsimok'aretina Coronavirus amin'ireo hôpitaly lehibe itsaboana ny maray ankehitriny ny hôpitaly any Toamasina... ♦ Ho fantatra anio ny valin'ireo fitiliana natao tamin'ny herinandro ka namoahana tranga 35 sy 32 ny alakamisy teo ka voatery nohamarinina... ♦ Nihaino ireo ministra vitsivitsy tao amin'ny Governemanta omaly tolakandro ny Solombavambahoaka...

Alarobia 13 mey 2020 — Herinandro fahadimy amin'ny Paka — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Joany 15, 1-8 — Ny ondriko mihaino ny feoko, hoy ny Tompo. Izaho mahalala azy, ary izy manaraka Ahy.

[Miara-dàlana] Zoma 19 septambra 2025

• Hotanterahana ao amin'ny kianjan'ny Kolejy Masina Misely Amparibe ny alahady 21 septambra 2025, ny fanamasinana ho Eveka an'i Mompera Mamiarisoa Modeste Randrianifahanana... • Nankalaza ny fanandratana ny Hazofijaliana Masina ny Diosezin'i Port-Bergé... • Mamelona indray ny fanantenana ny famafana ny ranomaso, hoy ny Papa Léon XIV, tamin'ny fankalazana ny Jobilin'ny Fanalana Alahelo...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...