• Efa tonga any Vatican Roma, ireo Evekan'i Madagasikara hanatontosa fivahiniana masina. Hisy ny fihaonan'izy ireo amin'ny Papa Léon XIV, amin'ity dian'izy ireo ity... • Rahampitso no hifanatrika mivantana eny Tsimbazaza ireo mpikamban'ny Governemanta, hotarihin'ny Praiminisitra, sy ireo Solombavam-bahoaka... • Fanararaotra lehibe ho an'ireo mpandraharaha eto Madagasikara ny handraisan'i Madagasikara ny fihaonana an-tampon'ny SADC, afaka volana vitsy...
♦ Afahana mitondra ny hetahetan'ny vahoaka eny ifotony ny fihaonana mivantana hiarahan'ny mpanatanteraka sy ny députés manomboka rahampitso hoy Andriamatoa Imbiky Herilaza... ♦ Malagasy 2,3 tapitrisa no mivelona mivantana amin'ny fanaovana asa-tanana, nampidi-bola 32 tapitrisa Euros tao amin'ny kitapom-bolam-panjakàna izany ho an'ny taona 2024... ♦ Atsantsa milanja 16 taonina mahery, tra-tehaka tamina sambo mpanjono Sri-lankais ... ♦ Nankatoavin'ny Fiketrahana Masina tamin'ny volana marsa teo, ny fahamarinan'ny fisehoan'ny endrik'i Jesoa Kristy tamin'ny Hostia iray, nandritra ny Sorona Masina tao amin'ny Paroasy ambanivohitry ny Faritra atsimon'i Inde...
♦ Fivoriana nikaton-trano niresahana ny teti-bola natokana ho an'ny solombavambahoaka no nampanantsoana ny Ministry ny toe-karena sy ny fitantanam-bola teny Tsimbazaza omaly... ♦ Ampiratiana eny amin'ny Kianjan'i Barea Mahamasina ireo dingana sy sedra nolalovan'ny foloalindahy malagasy nandritra ny 65 taona nijoroany... ♦ Any Taiwan : olona ambony eo anivon'ny fitondrana no nomelohan'ny fitsaràna ho mpitsikilo avy amin'ny fitondrana Sinoa araka ny didy nivoaka omaly talata...
• Nampiantsoin'ny Solombavam-bahoka teny Tsimbazaza androany maraina, ny Minisitry ny toekarena sy ny fitantanam-bola, Rabarinirinarison Rindra Hasimbelo. Fivoriana nikaton-trano niresahana ny manokana ny momba ny tetibola natokana ho an'ny Solombavam-bahoaka no natao, hoy ny Minisitra... • Nidina an-dalambe naneho ny fitakiany indray androany ny mpianatry ny Sekoly Ambony Polytechnique Vontovorona. Nandrava ny hetsika tamin'ny entona mandatsa-dranomaso ny mpitandro ny filaminana... • 10 jona, Andro maneran-tany ho an'ny asa tanana. Isan'ny nanamarika izany isika eto Madagasikara. An-tapitrisany ny Malagasy no mivelona amin'ny asa tanana. Mahavelona ny sehatr'asa, hoy ireo misehatra aminy...
• Nodimandry androany teo amin'ny faha-98 taonany, i Mgr Raymond Razakarivony, Eveka emeritan'ny Diosezin'i Miarinarivo... • Manoloana izao zava-misy eto Madagasikara izao, dia ny fahaverezan'olona sy ny fahafatesan'olona, dia misy ny fanambarana sy ny fanentanana ary ny hafatra avy amin'ny Finvondronamben'ny Evekan'i Madagasikara... • Asehon'i Kristy ny fahalalahan-tananan'Andriamanitra mpamafy ny teny. Navoitran'ny Papa io nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco