• Nodimandry teo amin'ny faha-89 taonany i Mompera Andriatsifa Désiré Anatole na i Baigny Dezy. Namoron-kira maro ho an'ny Eglizy Katolika ary mpikaroka nandritra ny 50 taona tao amin'ny Ekipa Ankalazao ny Tompo... • Nahazo Tale Jeneraly vaovao ny eo anivon'ny CNaPS. Nametrahan'ny fanjakana ny fitokisany hisahana izany andraikitra izany Ramatoa Florent Soatiana Bety Léonne... • Nihintsana teo amin'ny ampahefa-dalan'ny Afrobasket lehilahy latsaky ny 18 taona ny Ankoay Malagasy. Resin'i Sénégal tamin'ny isa 54 noho 40 i Madagasikara omaly...

♦ Hiverina hiakatra kianja indray anio ny Ankoay zazalahy latsaky ny 18 taona, izay hifandona amin'i Sénégal amin'ny ampahaefa-dalana amin'ny andiany faha-25 amin'ny fiadiana ny tompon-dakan'i Afrika... ♦ Nodimandry androany vao maraina i Mompera Andriatsifa Désiré Anatole, izay fantatry ny maro amin'ny hoe Mompera Baigny Dezy... ♦ Efa miomana amin'ny mety ho vokatry ny fiovaovan'ny toetr'andro voajanahary maneran-tany ka hitarika haintany goavana any atsimon'ny nosy i Madagasikara... ♦ Nahasaritra olona maro, omaly, ny tao Medinaceli, tanàna iray any avaratra-atsinanan'i Espagne, izay nahitana 100% ny fanakona-masoandro...

♦ Hanampy amin'ny tahiry stratejika ho fiantohana ny famatsiana angovo eto amin'ny Firenena ny fanafaran'ny Fanjakàna Malagasy solika ho ampiasain'ny orinasa JIRAMA... ♦ Nisy fihenany 30% hatramin'ny 70% ny hetran-trano takian'ny kaominina Antananrivo, raha mitaha amin'ny teo aloha. Tanjona ny hampiakarana ny taham-pahazotoan'ny mponina mandoa hetra... ♦ Miisa 26 mianadahy ireo mpanoratra sy mpanatontosa ary mpilalao tantara amin'ny onjam-peo notoloran'ny Ministeran'ny serasera sy kolontsaina mariboninahitry ny kanto, ny soratra ary ny kolontsaina... ♦ Nankatoavin'ny Parlemanta Libanais omaly ny lalàna momba ny famontsoran-keloka...

• Noraisiin'ny Filohan'ny Fanavaozana teny amin'ny birao fiasany androany, ilay zazalahy varira, saika nisy nivarotra tany Tolagnaro... • Nigadona androany tao Toamasina ny sambo “Sunda 1”, mitondra gasoil ho an'ny orinasa Jirama. Solika nafaran'ny fanjakana Malagasy mivantana... • Nahena 30 hatrami'ny 70% ny hetran-trano takian'ny Kaominina Antananarivo Renivohitra, raha mitaha amin'ny teo aloha...

[Miara-dàlana] Zoma 28 aogositra 2026

• Tanterahina ao Sambava ny JMJ andiany faha-7 ho an'ny Arsidiosezin'Antsiranana, nanomboka ny alarobia 26 aogositra 2026... • Manatanteraka ny fihaonambe voalohany ny Vovonan'ny Olondehibe ao amin'ny Diosezin'i Farafangana, mandritra ny telo andro... • Notanterahina tao Vatican ny fihaonana iraisam-pirenena, nandinihina manokana ny momba ny loza ateraky ny fikirakirana sy ny fanondranana zava-mahadomelina, nokarakarain'ny Departementa PLAPA ao amin'ny CELAM...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...