♦ Nohamafisina ny famatsiana rano amin'ny alalan'ny fiarabe ho an'Antananarivo noho ny olana ara-pitaovana eny Mandroseza. Nanolotra fiarabe fanampiny miisa 2 ho an'ny JIRAMA ny fitondram-panjakàna... ♦ Vahaolana ialàna amin'ny fahantrana sy hampandrosoana an'i Madagasikara ny tsy fiankinandoha intsony amin'ireo firenen-dehibe tandrefana, sy ny mpamatsy vola mahazatra, hoy ny antoko R.P.M.I... ♦ Ratsy fanombohana ny fikaonandoham-pirenena ary efa tara izany satria efa anatin'ny fotoam-pahavaratra isika eto Madagasikara hoy ny antoko Teza...

[Miara-dàlana] Zoma 20 novambra 2026

• Fiofanana maharitra sy faharetana mivavaka no nanentanan'ny Eveka ireo pretra diosezanina, mba hiatrehana ny fanamby ankehitriny… • Nitantara ny vokatry ny fitsidihana Apostolika tany Amerika Latina, ny Papa Léon XIV, nandritra ny Audience générale, ny alarobia lasa teo… • Any Odessa, simba taorian'ny fanafihana rosiana, ny Katedraly katolika…

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...