• Nanamarika ny Andro iraisam-pirenena ho an'ny Zon'ny Ankizy ny Oratorio Don Bosco ety Ivato. Nampiantrano ireo sekoly manodidina miisa 20 izy androany, tamini'zay fanamarihana izay… • Tsy mbola nifarana, fa hitohy ny alatsinainy izao indray, ny raharaham-pitsarana momba ny “Tsingerin-taona mainty” teny Ambohimalaza, raha tokony ho nifarana omaly… • Nomena fanofanana fanamafisana fahaiza-manao mahakasika ny tsena fifanakalozana ara-barotra malalaka aty Afrika na ny ZLECAF, teny amin'ny Le Pavé Antaninarenina, ireo kaomiseran'ny varotra sy ny fifaninanana eto Madagasikara…