♦ Nanamarika ny andro iraisam-pirenena ho an'ny zon'ny ankizy ny Oratorio Don Bosco ety Ivato. Nampiantrano ireo sekoly manodidina miisa 20 izy omaly 20 novambra, tamin'izany fanamarihana izany... ♦ Tsy mbola vita fa hitohy ny alatsinainy izao indray ny raharaham-pitsaràna momba ny "Tsingerin-taona mainty" teny Ambohimalaza, raha tokony ho nifarana ny alakamisy teo izany, araky ny efa namritana azy tany am-piandohana... ♦ Nandray anjara tamin'ny fivoriambe iraisam-pirenena iadiana amin'ny endrika fanjanahantany amin'ny endriny vaovao, natao tany Moscou-Russie ny antoko RPMU avy eto Madagasikara...

[Miara-dàlana] Zoma 20 novambra 2026

• Fiofanana maharitra sy faharetana mivavaka no nanentanan'ny Eveka ireo pretra diosezanina, mba hiatrehana ny fanamby ankehitriny… • Nitantara ny vokatry ny fitsidihana Apostolika tany Amerika Latina, ny Papa Léon XIV, nandritra ny Audience générale, ny alarobia lasa teo… • Any Odessa, simba taorian'ny fanafihana rosiana, ny Katedraly katolika…

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...