♦ Nisy omaly ny fotoam-bavaka, nivavahana hisian'ny fandriam-pahalemana any Russie sy Ukraine, nokarakarain'ny diôsezy Antananarivo. Nanatrika izany ireo masoivoho vahiny miasa eto amintsika... ♦ Niresaka mivantana tamin'ny Filoham-pirenena ny filohan'ny Fivondronamben'ny Eveka, momba ny zava-nisy tany Mahabo... ♦ Hasongadina amin'ny fahatsiarovana ny tolo-panafahana 1947 amin'ity taona ity ny fampandraisana anjara ny ankizy, natomboka tetsy amin'ny RM1...
Ao am-pon'ny Papa François i Madagasikara matoa izy tonga taty, porofo izany fa manana raiamandreny mpiahy isika. Manaja sy mankato an'ny Papa Fransçois ny Malagasy matoa nanasa azy hanao fitsidihana teto amin'ny nosy. Katesizy momba ny fitsidihan'ny Pape François teto Madagasikara, iarahana amin'i P. Randrianomenjatovo Fenohasina Dorysse.
Sabotsy 26 marsa 2022 — Herinandro fahatelo amin'ny Karemy — Hitsangana aho ho any amin’ny raiko, ka hanao aminy hoe: “Dada ô, nanota tamin’ny lanitra sy teo anatrehanao aho.” — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Lioka 18, 9-14
♦ Vavaka hisian'ny fiadanana sy ny fandriam-pahalemana any Russie sy Ukraine : notanterahina tetsy amin'ny fiangonana Md François-Xavier Antanimerana... ♦ Niresaka nivantana tamin'ny filoham-pirenena, ny filohan'ny fivondronamben'ny Eveka Mgr Marie Fabien Raharilamboniaina, mikasika ny fankana an-keriny any Mahabo... ♦ Hasongadina amin'ny fahatsiarovana ny tolo-panafahana 1947 amin'ity taona ity ny fampandraisana anjara ny ankizy, hapitana ny fitiavan-tanindrazana...
• Namaly ny antso avo nataon'ny Papa Léon XIV ny Fivondronamben'ny Eveka eto Madagasikara, ka nanentana ny vahoaka kristianina rehetra hivavaka sy hifady haninana ho an'ny fandriampahalemana eto Madagasikara sy maneran-tany, ny sabotsy 11 oktobra 2025... • Nanao antso avo hampitsaharana ny ady any Gaza sy nitalaho ny mba hisian'ny fandriampahalemana marina sy maharitra, ny Papa Léon XIV, mialoha ny vavaka Angelus omaly... • Vita sonia ny sabotsy teo ny Fanentanana Apostolika voalohany, nosoratan'ny Papa Léon XIV...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco