Ny rarintsaina dia fitambaran'ny famalian'ny vatana sy ny taova rehetra ao anaty, manoloana tranga manokana iray na maromaro ka manome tsindry na vesatra amin'ny saina na amin'ny vatana na amin'ny taova ao anaty. Tsy mifidy taona ny rarintsaina fa mety ho tratra daholo rehefa olona, izay vokatry ny fahakelezan'ny herin-tsaina sy/na ny herim-batana manoloana tranga ara-piaraha-monina na tsy fahafahana maneho fihetseham-po...
♦ Efa manomboka mamaly ny antson'ny fanjakàna ireo mpitsabo sy Paramed tsy miankina amin'izao ady amin'ny coronavirus izao... ♦ Tsy vahaolana intsony ny fandaniam-bola amin'ny resaka fitiliana hoy ny Ministra teo aloha Dr Joseph Randriamiandrisoa... ♦ Taxi-be miisa 05 isaky ny Kôperativa ihany no hampiasaina hanao ny BUS CLASS hoy ny UCTU...
♦ Avy eto Analamanga avokoa ireo 439 tamin'ireo voatily ho mitondra ny tsimokaretina coronavirus. Niampy 11 ihany koa ireo maty araka ny tatitra omaly... ♦ Nitondra anjara biriky betsaka tamin'ny toe-karem-pirenena ny sehatry ny fitrandrahana harena an-kibon'ny tany tamin'ny taona 2020, natratra 177kg ny tahirim-bolamena... ♦ Misy areti-mifindra mahazo ny biby ary mety hifindra amin'ny olombelona any amin'ny faritra atsimo-andrefana...
Sabotsy 10 avrily 2021 — Sabotsy amin'ny havaloan'ny Paka — Ity no andro nataon’ny Tompo, ka mifalia sy miravoa isika — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Marka 16, 9-15
• Nosokafana ny 23 septambra 2025, ny taom-pianarana 2025-2026, ho an'ny Diosezin'Ambanja... • Tsy tapitra eo amin'ny fahafatesana ny tena fiainana, hoy ny Papa Léon XIV, tamin'ny fampianarany momba ny misterin'ny Sabotsy Masina, tamin'ny alarobia lasa teo... • Minisitera tena ilaina, nefa saro-pady, ny fandroahana demony, hoy ny Papa Léon XIV...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco