♦ Nitsidika an'i Mahanoro omaly ny filohan'ny repoblika mivady sy ny praiministra, ary nanatrika ny fandefasana vary tsinjo hamatsiana an'i Nosy Varika... ♦ Nomarihana omaly ny faha-47 taona namonoana ny Kolonely Ratsimandrava Richard, nanamarika izany ny zandarimariam-pirenena tao Ambositra... ♦ Mitaky ny hampitsaharana ny fandoavam-bola ho an'ireo mpiadina misoratra anarana hiatrika ny fanadinana CEPE sy BEPC ny vovonan'ny sekoly tsy miantsika...
Mila faharetana ny fitoriana ny Vaovao Mahafaly satria mila fotoana ireo olona hitoriana vao ho afaka mandray ao aminy ny fiainana ny hafatr'i Kristy ary mila fotoana ihany koa ny hibebahany marina tokoa. Katesizy momba ny fitoriana ny vaovao mahafaly, iarahana amin'i P. Hermann Solofonjanahary.
Sabotsy 12 febroary 2022 — Herinandro fahadimy mandavantaona — Tsy ny mofo ihany no iveloman’ny olona, fa ny teny rehetra aloaky ny vavan’Andriamanitra — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Marka 8, 1-10
♦ Ho tonga amin'ny herinandro ny hélicoptère lehibe mpitaona entana, afaka hamatsy sakafo ireo disitrika izay saro-dalana amin'izao fotoana izao... ♦ 47 taona katroka androany ny nahafaty ny Kôlônely Ratsimandrava Richard. Misy hatrany isan-taona ny fahatsiarovana azy eny amin'ny Tsangambato Ambohijatovo Ambony... ♦ Efa misokatra amin'izao fotoana izao ny tranokalan'ny OJM na ny Holafitry ny mpanao gazety eto Madagasikara...
• Fo sy fanahy no beazina eo amin'ny Sekoly Katolika, hoy i Mgr Mamiarisoa Modeste Randrianifahanana, nandritra ny fanokafana ny Taom-pianaran'ny Fanabeazana sy ny Sekoly Katolika... • Ny fitsanganan'i Jesoa ho velona no manafaka ny alahelo, ary mamerina indray ny hafaliana, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny fampianarany tamin'ny Audience Générale ny alarobia lasa teo...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco