Sabotsy 28 marsa 2020 — Herinandro fahefatra amin'ny Karemy — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Joany 7, 40-53 — Indro ankehitriny ny fotoana tsara, indro ankehitriny ny androm-pamonjena.
♦ Aoka isika hanaraka ny fepetra rehetra apetraky ny tompon'andraikitra isan-tsokajiny isorohana ny fiparitahan'ny Coronavirus, isan'ny nambaran'ny Kardinaly Désiré Tsarahazana io... ♦ 26 izao ireo fantatra fa mitondra ny tsimok'aretina Covid-19 eto Madagasikara... ♦ Tsy misy olona voan'ny Coronavirus ao amin'ny fonjan'Antanimora... ♦ Voatery nampiasa baomba mandatsa-dranomaso ny mpitandro ny filaminana teny amin'ny faritra Anosizato...
♦ Manana fanafody hitsaboana ny Coronavirus hatramin'ny 2000 isa isika eto Madagasikara, efa nanomana toerana afaka handray marary miisa 800 ihany koa ny fanjakana hiatrehana izao valan'aretina izao... ♦ Faranana anio ny fiombonam-bavaka hasivianandro nanasan'ny Fivondronamben'ny Eveka eto Madagasikara antsika nitalahoana ny famindrampon'Andriamanitra... ♦ Nahetsika hamatsy vary manerana an'Antananarivo ny firaben'ny Zandarimariam-pirenena nanomboka omaly...
Zoma 27 marsa 2020 — Herinandro fahefatra amin'ny Karemy — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Joany 7, 2. 10. 14. 25-30 — Izaho no fanangananany fiainana, hoy ny Tompo ; izay mino Ahy dia tsy ho faty mandrakizay.
• Hotanterahana ao amin'ny kianjan'ny Kolejy Masina Misely Amparibe ny alahady 21 septambra 2025, ny fanamasinana ho Eveka an'i Mompera Mamiarisoa Modeste Randrianifahanana... • Nankalaza ny fanandratana ny Hazofijaliana Masina ny Diosezin'i Port-Bergé... • Mamelona indray ny fanantenana ny famafana ny ranomaso, hoy ny Papa Léon XIV, tamin'ny fankalazana ny Jobilin'ny Fanalana Alahelo...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco