Alatsinainy 10 aogositra 2020 — Masindahy Laurent — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Joany 12, 24-26 — Izaho no fahazavan'izao tontolo izao, hoy ny Tompo, izay manaraka Ahy no hanana ny fahazavan'ny fiainana.
Alahady 09 aogositra 2020 — Alahady faha-19 mandavantaona — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 14, 22-33 — Hanazava ny masom-panahintsika anie Andriamanitra, Rain'i Jesoa Kristy Tompontsika, mba hahalalantsika ny fanantenana niantsoany antsika.
Sabotsy 08 aogositra 2020 — Herinandro faha-18 mandavantaona — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 17, 14-19 — Alao tampina ny masoko, ry Tompo, hibanjinako ny zava-mahagaga amin'ny lalànao.
Zoma 07 aogositra 2020 — Herinandro faha-18 mandavantaona — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 16, 24-28 — Ny ondriko mihaino ny feoko, hoy ny Tompo ; Izaho mahalala azy, ary izy mahalala Ahy.
Notendren’ny Papa François ho Eveka’ny Diosezin’i Fenoarivo-Atsinanana i P. Mareck Ochlak, Lehiben’ny Fikambanana Oblats de Marie Immaculée, ao amin’ny Province Pologne amin’izao fotoana izao.
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco