♦ Mankalaza ny faha-40 taona nahatongavany teto Madagasikara ny Salezianin'i Don Bosco, natomboka tamin'ny alalan'ny Sorona Masina ny fanokafana ny fankalazàna omaly 14 jolay... ♦ Misasaka ny fe-potoam-piasan'ny filoham-pirenena mila miroso amin'ny tena fampandrosoana mipaka mivantana amin'ny vahoaka amin'izay ny mpitondra hoy ny solombavambahoaka Paul Rahasimanana... ♦ Vonona hiatrika ny fanadinam-panjakàna BEPC amin'ny alatsinainy izao ny Cisco an'i Vohipeno...
♦ Salezianin'i Don Bosco, manamarika ny faha-40 taona nahatongavana teto Madagasikara ny fikambana. Nosokafana omaly takariva tamin'ny alalan'ny Sorona Masina ny fankalazana... ♦ Madagasikara sy La Frantsa, nohamafisin'ny ministry ny raharaham-bahiny nandritra ny lahateniny nanoloana ny masoivohon'i Frantsa teny Ivandry ny fitakian'i Malagasy ireo nosy manodidina bodoin'ny Frantsa fa azy... ♦ Nitombo 16% ny isan'ny mpiadina bakalôrea amin'ity taona ity, ho hentitra ny fitandroana ny filaminana...
Ny tontolo iainana : samy miaritra ny voka-dratsin'ny fahasimban'ny tontolo iainana izao tontolo izao ankehitriny ; anefa samy tsy manana soritr'asa mazava hamerenana izany na dia ampahany aza. Ny zava-boary dia velona tsy misy olombelona fa ity farany no tsy velona raha tsy misy zava-boary. Katesizy momba ny famolavolana ny maha izy ny tena, iarahana amin'i P. Rakotomanantsoa Jean Louis.
♦ Nisongadina tamin'ny lahateny nandritra ny fankalazana ny fetim-pirenena frantsay androany, ny Nosy malagasy izay tsy mampitovy hevitra an'i Madagasikara sy i Lafrantsa... ♦ Nampiato ny hetsika nataony androany, ireo mpiasan'ny CTC-19, saingy mbola mitaky ilay tambikarama manokana izay nambaran'ny Filohan'ny Repoblika...
• Fiombonam-bavaka sy fiaraha-mientana amin'ny fanohanana sy fanampiana ny seminera no fandaharam-potoana isaky ny fetim-bokatry ny Seminera Zandriny Ambohipo... • Zanaky ny Fiangonana miisa 220 mianadahy no nandray ny Sakramentan'ny Fankaherezana omaly, namaranana ny fitsidihana pastoraly tao amin'ny Distrikan'Ambohimena, Diosezin'Antsirabe... • Nosokafana tamin'ny sabotsy teo teny amin'ny EKAR Masimbavy Anne Anjomakely, ny faha-10 taonan'ny Ansiklika Laudato Si...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco