♦ Nanentana ny tokony hisian'ny firaisan-kina lehibe ao anatin'ny Governemanta ny Filoha, nandritra ny Filankevitry ny Minisitra... ♦ Misy tangoron-drahona izay mitondra oram-baratra ao amin'ny Ranomasimbe Indianina, ka tombanana hisy ny fiforonan'ny andron ratsy manomboka ny alahady izao... ♦ Namoaka fanambarana manoloana ny fivoahan'ny horonam-peo ahenoana resaka mampieritreritra sy ny anaran'ny Minisitry ny Fitsarana ny SMM...
Manankarena ny fiangonana noho ireo karazam-pahasoavana avy amin'ny Fanahy Masina. Roa ny karazam-pahasoavana : ny fiantsoana amin'ny fandraharahana masina, ary ny fiantsoana hiaina amin'ny fomba samihafa ny fanahafana an'i Jesoa Kristy. Katesizy momba ny fitoriana ny vaovao mahafaly, iarahana amin'i P. Hermann Solofonjanahary.
Zoma 11 febroary 2022 — Herinandro fahadimy mandavantaona — Raiso amim-pahalemem-panahy ny teny voafafy aminareo, izay mahavonjy ny fanahinareo — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Marka 7, 31-37
♦ Namoaka fanambarana manoloana ny fivoahan'ny horonam-peo ahenoana resaka mampieritreritra sy ny anaran'ny Minisitry ny Fitsarana, ny Sendikan'ny Mpitsara eto Madagasikara... ♦ Misy andro ratsy ahiana indray any amin'ny Ranomasimbe Indianina. Tombanana hivadika ho rivodoza izy io manomboka ny alahady izao, hoy ny eo anivon'ny Météo Madagasikara... ♦ Nisy andiana mpanakanto nivory androany, teny Anosy, manoloana ilay raharaha eo anivon'ny OMDA. Mitaky ny hanatsarana ny fitantanana eo anivon'ity Ofisy malagasy miahy ny zon'ny mpamorona ity, izy ireo...
• Hotanterahana ny 16 sy 17 aogositra 2025 ny Jobily Nasionaly ho an'ny olom-boatokana... • Ny 22 hatramin'ny 24 aogositra 2025 no hanatanterahana ny “Lasy Fanantenana” ho an'ny Fanilon'i Madagasikara... • Nasandratra ho eo amin'ny laharan'ny Olontsambatra tamin'ny alahady 15 jona 2025 i Floribert Bwana Chui, tanora Congolais maty martiry teo amin'ny faha-26 taonany...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco