• Namoaka fanambarana momba ny naoty avy amin'ny Minisiteran'ny Fahasalamana, mahakasika ny ady amin'ny aretina lefakozatra androany, ny Vaomieran'ny Eveka misahana ny Fahasalamana… • Mampiantrano ny andiany voalohany amin'ny kongresy momba ny nify aty amin'ny Ranomasimbe Indiana, na ny CDOI, i Madagasikara nanomboka androany hatramin'ny rahampitso… • Mikaroka ireo raharaha vaventy amin'ny fanaovana kolikoly eto amin'ny firenena ny BIANCO amin'izao fotoana izao. Nambaran'ny Tale jeneraliny fa anatin'ny fanadihadiana ireo raharaha vaventy ireo ankehitriny…

• Zava-dehibe tena ilaina amin'ny fanenjehana ireo olona voasaringotra amin'ny kolikoly ny fananana porofo, hoy Andriamatoa Jaona Clément… • Mangataka ny hananganana indray ny CNIDH, ny fikambanana Tsaramanasoa, amin'izao fotoanan'ny fanavaozana izao… • Hiara-hiasa amin'ny Minisiteran'ny Mponina i Mme Margo, amin'ny fiofanana omeny…

• Nanakoako tao amin'ny fihaonambe an-tampony fahatelo eo amin'i Rosia sy Afrika indray omaly, ny teny malagasy, nandritra ny lahatenin'ny Filohan'ny Fanavaozana… • Namondron-kery ny fikambanana sy antoko politika maromaro ka nanangana ny Vondrona Ampefiloha, ary milaza ny hitondra soso-kevitra amin'ny fikaonandoham-pirenena… • Ho tapaka amin'ny ampahany ny lalana eny amin'ny Tranombokim-pirenena Anosy mihazo ny hopitaly HJRA anio maraina, noho ny diabe fanentanana amin'ny ady amin'ny homamiadan'ny nono…

• Nandray fitenenana nandritra ny fihaonana an-tampony, eo amin'i Rosia sy Afrika androany, ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara… • Tafajoro ny “Vondrona Ampefiloha”. Namoaka soson-kevitra hitondrana ny tetzamita sy tena hanorenana ifotony an'i Madagasikara izy ireo androany… • Nihatsara ny fitantanana ny fidiram-bolan'ireo Kaominina nampihatra ny fiaraha-miasa eo amin'ny Vondrom-bahoaka Itsinjaram-pahefana malagasy sy frantsay…

[Miara-dàlana] Alatsinainy 9 novambra 2026

• “Tafio ny fiadian'Andriamanitra”, io no teny manentana ny fiainan'i Mgr Mariusz Kasperski, Eveka Mpanampy ao amin'ny Arsidiosezin'i Toamasina. Tontosa omaly ny fanamasinana azy ho eveka… • Hotanterahana ny 25 hatramin'ny 29 aogositra 2027, ny JMJ Mada XI, izay horaisin'ny Arsidiosezin'i Toamasina… • Isan'ny nanamarika ny fandahram-potoanan'ny Papa Léon XIV, tamin'ny famangiany an'i Uruguay omaly, ny fandalovany tao amin'ny Paroasy arovan'i Mb Thérèse de Lisieux…

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...