Talata 13 ôktôbra 2020 — Herinandro faha-28 mandavantaona — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Lioka 11, 37-41 — Araikao amin’ny Fanambarànao ny foko, ry Tompo, ary ny lalànao no aoka hanenika ahy.
Alatsinainy 12 ôktôbra 2020 — Jean Beyzym, Olontsambatra — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Marka 1, 40-45 — Ny aretintsika no nentin'i Kristy, ary ny fahoriantsika no nivesarany.
Alahady 11 ôktôbra 2020 — Alahady faha-28 mandavantaona — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 22, 1-14 — Ny teninao, ry Tompo no fahamarinana ; ankamasino amin’ny fahamarinana izahay.
Sabotsy 10 ôktôbra 2020 — Herinandro faha-27 mandavantaona — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Lioka 11, 27-28 — Omeo fahalalana aho, ry Tompo, hitandremako ny lalanao ary hanarahako azy amin’ny foko tontolo.
Noho ny fetin'ny Noely, Fankalazana manetriketrika ny nahaterahan'i Kristy Mpamonjy an'izao tontolo izao, dia manafatra ary miray soa ho antsika i Mompera Bizimana Innocent, Lehiben'ny Salezianin'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maorisy.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2024 Radio Don Bosco