♦ Manavao ny lasi-panofanana momba ny fambolena sy ny fiompiana ny Don Bosco Madagascar sy ireo mpiara-miombon'antoka aminy. Azo ampiasaina amin'ny taom-pianarana vaovao izao ny vokatra azo... ♦ Mikarakara fihaonambem-paritra ara-toekarena mandritra ny roa andro hanomboka anio ny Faritra Atsimo-andrefana. Fotoana ahafahan'ny Faritra mamaritra ny laharam-pahamehana ao aminy izy io... ♦ Tratehaky ny pôlisy misahana ny fiarovana ny sisin-tany tety Ivato ny tambazotra mpanao trafikan-jaza alefa any ivelany. Nokasaina haondrana any Gabon ny zazavavy kely vao 8 volana...
• Manavao ny lasi-piofanana momba ny fambolena sy ny fiompiana ny Don Bosco Madagascar sy ireo mpiara-miombona antoka aminy. Azo ampiasaina amin'ny taom-pianarana vaovao izao, ny vokatra azo... • Mikarakara fihaonambem-paritra ara-toekarena mandritra ny roa andro, hanomboka rahampitso, ny Faritra Atsimo Andrefana. Fotoana ahafahan'ny Faritra mamaritra ny laharam-pahamehana ao aminy izy io... • Hakalazaina ny 18 hatramin'ny 24 aogositra 2025 ny faha-50 taonan'ny klioba Malagasy Karaté Do na ny MAKA. Hanome voninahitra izany ny filoha mpanorina, ny Maître René Ramanitrandrasana...
♦ Tafapetraka eny amin'ny Kianja Barea Mahamasina ny ivon-toerana handrindra sy hitantanana ny fizotran'ny fihaonana antampon'ireo filoham-panjakàna sy governemanta eo anivon'ny SADC ny 3 hatramin'ny 18 aogositra, ahitàna vaomiera 14 mandrafitra izany... ♦ Tapitra ny faran'ny volana jolay izao ny fe-potoam-piasan'ny tale jeneralin'ny Madagascar Airlines, Thierry De Bailleul. Hisokatra ho an'ireo maniry ny te ho tale jeneralin'ity kaompania ity ny fitadiavana olona vaovao hoy ny ministera... ♦ Nidina ho 58,95% ny taham-pahafahana fanadinam-panjakàna BEPC manerana ny nosy tamin'ity taona 2025 ity...
♦ Voaantso eny amin'ny PAC sy eny amin'ny BIANCO ny sekretera nasiônalin'ny Antoko AREMA, Annick Zoary Ratsiraka... ♦ Tena miaina anaty fiaraha-monina hafahafa ny eto Madagasikara ankehitriny, hoy ny CRN. Marolafy mantsy ireo zavatra mafampàna izay ahiana hitarika any amin'ny korontana... ♦ Mpiasa iray amin'ny efatra maneran-tany no ahiana ho very asa vokatry ny fampiasàna ny saina voatran'olombelona... ♦ Tafaverina eo ambany fifehezan'ny tafi-panjakàna ny tanànan'i Bedouins izay toerana nisian'ny fifandonana teo amin'ny foko Bedouins sy ny Druzes any Syrie nahafatesana olona 89 ny alahady lasa teo...
• Nodimandry androany teo amin'ny faha-98 taonany, i Mgr Raymond Razakarivony, Eveka emeritan'ny Diosezin'i Miarinarivo... • Manoloana izao zava-misy eto Madagasikara izao, dia ny fahaverezan'olona sy ny fahafatesan'olona, dia misy ny fanambarana sy ny fanentanana ary ny hafatra avy amin'ny Finvondronamben'ny Evekan'i Madagasikara... • Asehon'i Kristy ny fahalalahan-tananan'Andriamanitra mpamafy ny teny. Navoitran'ny Papa io nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco