Alakamisy 06 aogositra 2020 — Ny niovan'ny Tompo tarehy — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 17, 1-9 — Ity no Zanako malalako izay ankasitrahako, henoy Izy.
Alarobia 05 aogositra 2020 — Herinandro faha-18 mandavantaona — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 15, 21-28 — Manantena ny Tompo ny fanahiko, miandry ny teniny aho.
Talata 04 aogositra 2020 — Herinandro faha-18 mandavantaona — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 15, 1-2. 10-14 — Niteraka antsika an-tsitra-po tamin'ny tenin'ny fahamarinana ny Ray, mba ho santatry ny zava-boaariny isika.
Alatsinainy 03 aogositra 2020 — Herinandro faha-18 mandavantaona — Evanjely Masina nosoratan'i Masindahy Matio 14, 22-36 — Alao tampina ny masoko, ry Tompo, hibanjina ny zava-mahagaga amin'ny lalànao.
Noho ny fetin'ny Noely, Fankalazana manetriketrika ny nahaterahan'i Kristy Mpamonjy an'izao tontolo izao, dia manafatra ary miray soa ho antsika i Mompera Bizimana Innocent, Lehiben'ny Salezianin'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maorisy.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2024 Radio Don Bosco