• Tany amin'ny manodidina ny 485 km andrefana somary atsimo andrefan'i Toliara no nisy ny foiben'ilay “Forte Tempête Tropicale Honde”, tamin'ny 3 ora tolakandro teo... • Olona miisa enina ankehitriny no efa nosamborina sy atao famotorana, momba ilay famonoana an'i Rasazy Narindra, Ben'ny Tanana voafidy tany Mangataboahangy... • Natomboka tamin'ny fomba ofisialy androany tetsy amin'ny kianja manara-penitra Ambohidratrimo, ny “Caravane médicale Sarobidy ny Aiko”, andiany faha-32...
• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco