♦ Miandrandra tombotsoa lehibe ho an'ny firenena tamin'ny nampihatranona ny fihaonana an-tampon'ny COI teto Madagasikara ny eo anivon'ny fitondram-panjakàna. Fandaniam-bola tsy hitondra tombony ho an'ny mpandraharaha Malagasy sy ny tontolon'ny asa malagasy izany hoy ny Randrana Sendikaly... ♦ Tsy azo atao an-tery ny fanaovana ny Dia Fibeazana (Voyage d'Etudes) hoy ny MInisteran'ny Fanabeazam-pirenena... ♦ Mbola nanakinan'ny mpikambana hitantatana ny Sendikan'ny Indostria Malagasy (SIM) mandritra ny 2 taona manaraka ny filoha amperin'asa, Rasamimanana Tiana...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...