• Tsy asa mora ny fanabeazana, kanefa fanambin'ny Sekoly Katolika ny famolavolana olona feno mba hahafahan'ny rehetra misitraka hafaliana... • Misy ireo fepetra tsy maintsy hajain'ireo mpiadina bakalorea manoloana ny fiatrehana ny adina ara-panatanjahan-tena, hoy ny tompon'andraikitra... • Marolafy ireo tsindry mahazo ny karazan-java-manana aina eto Madagasikara. Misy anefa ireo vahaolana mifandraika amin'izany entin'ny Minisitera...
•“Sekoly Katolika mijoro, manabe ny olona manontolo no antoky ny ho avy”. Lohahevitry ny andron'ny Sekoly Katolika eto amin'ny Diosezin'Antananarivo, izay ankalazaina anio eny Antanimena... • Nandefa taratasy misokatra ho an'ny Filohan'ny Repoblika, Andry Rajoelina, ny Filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena, izay filohan'ny fanoherana ofisialy, Randrianasoloniaiko Siteny... • Tafajoro ny sehatra ifanakalozan'ny antoko politika ho fanatsarana ny fanaovana politika eto Madagasikara...
• Nitondra fanazavana ny teo anivon'ny Sampana Mpamonjy Voina Antananarivo, momba ny zava-nisy tamin'ilay hain-trano goavana teny Tsarahonenana omaly hariva... • Nankalaza ny andro maneran-tany ho an'ny Croix Rouge androany, ny fianakaviamben'ny Croix Rouge Malagasy... • Miomana amin'ny fiatrehana ny kongresy nasionaly ny antoko TGV, ka mamelomaso ny mpikambana eny ifotony. Natao androany ny fanetsiketsehana ny tany amin'ny distrikan'i Manjakandriana...
♦ Fanoitra lehibe ho an'ny orinasa sy ny fampandrosoana ara-toe-karena ny lafiny angovo, isany navoitran'ireo mpandraharaha nandray anjara tamin'ny fikaonan-doha iraisam-pirenena Malagasy sy Dubaï io, nandritra ny fihaonan'izy ireo tamin'ny filoha Rajoelina Andry... ♦ Hotanterahana eny amin'ny tokontany malalaky ny ESCA Antanimena, amin'ny zoma ho avy izao ny Andron'ny Sekoly Katôlika eto amin'ny Diôsezin'Antananarivo... ♦ La vanille hatrany amin'ny 3.000 taonina no andrasana mandritra ny taom-piotazana 2025 ao amin'ny Faritra Sofia, ny 14 jona ho avy izao moa no hisokafan'izay taom-piotazana izay ary tsy hifarana raha tsy ny volona nôvambra...
• Notanterahana ny 21 sy 22 jona 2025 ny hetsika entina hanohanana ny Seminera Zandriny, tao amin'ny Diosezin'Antsirabe, sady nankalazana ny fetin'ny Sakramenta Masina... • Katesista miisa 11 no nahavita fiofanana nandritra ny folo volana ka navoaka tamin'ny fomba ofisialy ny 24 jona 2025, tao amin'ny Diosezin'i Farafangana... • Nataon'Andriamanitra ho vatofehizoro ny vato nolavina, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly alahady, nankalazana ny fetin'i Masindahy Piera sy i Paoly...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco