♦ Mila hajaina toy ny anak'andriamaso ny Didy aman-dalàna manankery eto amin'ny tany sy ny Firenena hoy ny Sendika SECES... ♦ Laharam-pahamehana ho an'ny Minisiteran'ny Varotra sy ny Fanjifana ny fisorohana ny ampihimamba amin'ny fanondranana vokatra any ivelany... ♦ Betsaka ireo olona mpanambola izay ambaran'ny fikambanana Albinos Madagascar fa voasaringotra amin'ny fakàna an-keriny ireo varira... ♦ Nesorin'ny filoha amerikana tamin'ny toerany ny lehiben'ny kabinetrany, telo andro taorian'ny faharesena lehibe azon'ny antoko repoblikana tamin'ny fifidianana manasasaka ny fe-potoam-piasana...

♦ Noraisin'ny Fanjakana tamin'ny alalan'ny "réquisition" ny toby famokarana herinaratra ENELEC izay an'ny Groupe Filatex any Toamasina faharoa... ♦ Nodimandry ny Minisitry ny Fitsaràna sy Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana teo aloha Jacques Randrianasolo... ♦ Mety hisy fihemorany ny fahavitan'ny fikaonandoham-pirenena, raha ny zava-misy hatramin'izao hoy ny antoko MFM... ♦ Nampanantena valisoa ho an'ireo izay manome vaovao momba ny angovo nokleary any Iran ry zareo amerikana...

• Naharafitra volavolan-dalampanorenana mifototra amin'ny faritany mizaka tena, azo ampiharina amin'ny Repoblika faha-5 ho avy eo, ny Fikambanana Lonak'i Madagasikara… • Notapahan'ny Fanjakana Malagasy ny fifanarahana teo amin'ny orinasa JIRAMA sy ny ENELEC, momba ny famatsiana herinaratra azo avy amin'ny solika mavesatra any Toamasina… • Manodidina ny 50 isan'andro ny tranga voamarina fa mitondra ny tsimokaretina VIH/SIDA eto Madagasikara, nanomboka ny volana janoary 2026, raha ny antontan'isa ofisialy navoakan'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka…

• Mizarazara ny hevitry ny mpanao politika manoloana ny hevitry ny HCC, nianga tamin'ny fangatahan'ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblika… • Napetraky ny Ofisin'ny Rovan'i Madagasikara ho andro fisaonana ho fahatsiarovana ny faha-31 taona naha may ny teny Anaty Rova ny androany zoma… • Miezaka mitarika sy mandresy lahatra amin'ny fanarahan-dalàna eto amin'ny firenena ny Tanora sy Olompirenana Manova sy Manavao…

[Miara-dàlana] Zoma 6 novambra 2026

• Hotanterahana ny alahady ho avy izao ny fanamasinana ho Eveka an'i Mgr Mariusz Kasperski, notendren'ny Papa Léon XIV, ho Eveka Mpanampy ao amin'ny Arsidiosezin'i Toamasina… •“Inoy izay vakianao, ampianaro izao inoinao, arahao izay ampianarinao”, io no lohahevitra hifanentanana sy hifampizarana mandritra ny fihaonamben'ny pretra diosezanina, hotanterahana ny 12 hatramin'ny 16 novambra 2026 any amin'ny Diosezin'Antsirabe… • Ny asa no fon'ny toekarena, hoy ny Ray masina, nandritra ny Audience générale, ny alarobia lasa teo…

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...