♦ Nomelohin'ny Fitsaràna higadra 10 taona an-tranomaizina noho ny fanaparam-pahefana ny solombavambahoaka Naivo Raholidina, araka ny didy nivoaka ny maraina teo... ♦ Mbola tsy hiala amin'ireo orinasa tsy miankina mivarotra herinaratra aminy aloha ny JIRAMA, hoy ny Tale Jeneraly. Nambarany fa mbola handaniana vola betsaka indrindra eo anivon'ny orinasa ny famokarana hatramin'izao... ♦ Tombanana hahazo vahana tanteraka ny volon'andro fahavaratra, saika manerana ny Nosy amin'ity herinandro ity. Miantso ny rehetra handray fepetra ny météo, manoloana ny mety hisian'ny rotsak'orana mifanesy...

[Miara-dàlana] Zoma 6 novambra 2026

• Hotanterahana ny alahady ho avy izao ny fanamasinana ho Eveka an'i Mgr Mariusz Kasperski, notendren'ny Papa Léon XIV, ho Eveka Mpanampy ao amin'ny Arsidiosezin'i Toamasina… •“Inoy izay vakianao, ampianaro izao inoinao, arahao izay ampianarinao”, io no lohahevitra hifanentanana sy hifampizarana mandritra ny fihaonamben'ny pretra diosezanina, hotanterahana ny 12 hatramin'ny 16 novambra 2026 any amin'ny Diosezin'Antsirabe… • Ny asa no fon'ny toekarena, hoy ny Ray masina, nandritra ny Audience générale, ny alarobia lasa teo…

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...