♦ Tazonina eny Fiadanana noho ny raharaha hanenjehana azy Ramatoa Raissa Razaivola. Tsy ara-dalàna intsony ny mbola hitazonana azy eny an-toerana hoy ny mpisolovava azy... ♦ Mitaky ny hiverenany hivarotra manamorona ny farihin'i Behoririka ireo mpivarotra nesorina teny an-toerana, aorian'ny fahavitan'ny asa fanajariana. Milaza ny tsy hanaiky hifindra tsena hafa izy ireo... ♦ Mbola anaram-barotra fotsiny ny nanovàna ny Madagascar Airlines ho Air Madagascar, hoy Andriamatoa Alain Rabetrano. Nambarany fa mbola misy ireo dingana tsy voahaja amin'izany, manjavozavo ihany koa ny fitantanana...
• Feno 18 andro androany ny nitazonana an'i Raïssa Razaivola eny amin'ny Zandary, Sampana Fikarohana heloka bevava… • Mbola misy amin'ireo mpivarotra nesorina eny Behoririka no mangataka ny hijanona eny an-toerana mandram-pahatapitry ny volana desambra… • Hanomboka ny 10 hatramin'ny 14 nôvambra 2026, ny ivon'ny fankalazana ny faha-160 taonan'ny Gazety Malagasy…
♦ Tsy ampy hisahanana ny fanaraha-maso ny sisin-tany eny amin'ny seranam-piaramanidina sy ny seranan-tsambo ny mpiasan'ny fadintseranana eto Madagasikara hoy ny Sendika SIDM ivondronan'ny Inspecteurs eo anivon'ny fadintseranana... ♦ Nifantoka indrindra tamin'ny fanadiovana ny tontolon'ny fifidianana sy ny fitsinjaram-pahefana tena izy, ny adi-hevitra tamin'ny fikaonandoham-paritry ny Antoko Malagasy Miara-Miainga ho an'ny Faritra Analanjirofo... ♦ Kabary tsara lahatra sy fiatsarambelatsihy no betsaka fa tsy mbola vonona hiady amin'ny kolikoly isika eto Madagasikara hoy ny FIVATO...
♦ Mahatratra 3 tapitrisa Dôlara ankehitriny ny tombom-barotry ny kaompaniam-pitanterana Malagasy Air Madagascar, efa manomboka miarindoha ankehitriny ity orinasam-panjakana ity ankehitriny... ♦ Nanome toky ny vadin'ny Filohan'ny Fanavaozana, Elisa Randrianirina, fa hanohy hatrany ny asa fanasoavana ny mpiara-belona, amin'ny alalan'ny fikambanana FANJIRY. Anjaran'ny mponina teny Avaradrano no nisitraka asa sôsialy sy fanampiana ny faran'ny herinandro teo... ♦ Tsy hamaha olana eto amin'ny Firenena velively fa fitadiavana seza fotsiny ny an'ireo antoko politika, mitaky ny hisian'ny dinika hametrahana fifanarahana politika...
• Fiofanana maharitra sy faharetana mivavaka no nanentanan'ny Eveka ireo pretra diosezanina, mba hiatrehana ny fanamby ankehitriny… • Nitantara ny vokatry ny fitsidihana Apostolika tany Amerika Latina, ny Papa Léon XIV, nandritra ny Audience générale, ny alarobia lasa teo… • Any Odessa, simba taorian'ny fanafihana rosiana, ny Katedraly katolika…
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco