♦ Tsy ampy hisahanana ny fanaraha-maso ny sisin-tany eny amin'ny seranam-piaramanidina sy ny seranan-tsambo ny mpiasan'ny fadintseranana eto Madagasikara hoy ny Sendika SIDM ivondronan'ny Inspecteurs eo anivon'ny fadintseranana... ♦ Nifantoka indrindra tamin'ny fanadiovana ny tontolon'ny fifidianana sy ny fitsinjaram-pahefana tena izy, ny adi-hevitra tamin'ny fikaonandoham-paritry ny Antoko Malagasy Miara-Miainga ho an'ny Faritra Analanjirofo... ♦ Kabary tsara lahatra sy fiatsarambelatsihy no betsaka fa tsy mbola vonona hiady amin'ny kolikoly isika eto Madagasikara hoy ny FIVATO...

[Miara-dàlana] Zoma 6 novambra 2026

• Hotanterahana ny alahady ho avy izao ny fanamasinana ho Eveka an'i Mgr Mariusz Kasperski, notendren'ny Papa Léon XIV, ho Eveka Mpanampy ao amin'ny Arsidiosezin'i Toamasina… •“Inoy izay vakianao, ampianaro izao inoinao, arahao izay ampianarinao”, io no lohahevitra hifanentanana sy hifampizarana mandritra ny fihaonamben'ny pretra diosezanina, hotanterahana ny 12 hatramin'ny 16 novambra 2026 any amin'ny Diosezin'Antsirabe… • Ny asa no fon'ny toekarena, hoy ny Ray masina, nandritra ny Audience générale, ny alarobia lasa teo…

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...