♦ Tazonina eny Fiadanana noho ny raharaha hanenjehana azy Ramatoa Raissa Razaivola. Tsy ara-dalàna intsony ny mbola hitazonana azy eny an-toerana hoy ny mpisolovava azy... ♦ Mitaky ny hiverenany hivarotra manamorona ny farihin'i Behoririka ireo mpivarotra nesorina teny an-toerana, aorian'ny fahavitan'ny asa fanajariana. Milaza ny tsy hanaiky hifindra tsena hafa izy ireo... ♦ Mbola anaram-barotra fotsiny ny nanovàna ny Madagascar Airlines ho Air Madagascar, hoy Andriamatoa Alain Rabetrano. Nambarany fa mbola misy ireo dingana tsy voahaja amin'izany, manjavozavo ihany koa ny fitantanana...