♦ Nitondra ireo toromarika tsara ho fantatra sy tokony arahan'ireo mpizaika amin'ny JMJ andiany faha-10 hatao any Antsirabe, ireo tompon'andraikitra androany... ♦ Tra-tehaky ny polisy eo anivon'ny Kaomisarian'ny Boriboritany faha-7 eny amin'ny 67 Ha, ny iray tamin'ireo dimy lahy nanendaka sy nandratra ilay mpiasan'ny haino aman-jery, izay namonjy fodiana avy niasa, ny 3 aogositra lasa teo... ♦ Manampy ny fitondram-panjakana amin'ny fametrahana sy ny fanamafisana ny fiandrianam-pirenena koa ny fitsarana miaramila. Nanomboka androany izany ho an'ny Faritra ivelan'Analamanga...
♦ Efa vonona 90% ny diôsezin'Antsirabe amin'ny fampian-tranoana ny JMJ Mada andiany faha-10. Efa mipetraka avokoa ny fandaminana rehetra amin'ny ankapobeny, hoy ny mpikarakara any an-toerana...♦ Zandary iray no namoy ny ainy ny sabotsy teo, notsatohan'ny miaramila tamin'ny antsy teny Imerintsiatosika. Efa nisy ny fepetra noraisina, nanoloana ity tranga ity, raha ny fanazavàn'ny ministry ny fiarovam-pirenena... ♦ Nitondra valin-kafatra ho an'ireo andian'olona nitaky ny fialàny ny filohan'ny FMR. Ambaran'izy ireo fa mitsabaka amin'ny fifidianana filohan'ny seksiôna any amin'ny faritra moa ny filohan'ny FMR...
♦ Efa nivoaka avokoa ny valim-panadinana Bakalôrea manerana ny nosy. Ny faritanin'Antananarivo no nahitàna taham-pahafahana ambany indrindra, taorian'ny fivoahan'ny vokatra ny faran'ny herinandro teo... ♦ Marary mafy ary manaraka fitsaboana any amin'ny hopitaly ao Nosy-be efa ho herinandro izao, ilay mpanakanto Ninie Donie. Manao antso avo amin'ny fanjakàna mahefa hitsaboana azy aty an-drenivohitra ny eo anivon'ny RMDM... ♦ Namoaka gazety boky voalohany ny "Aumonerie catholique universitaire de Madagascar ny faran'ny herinandro teo. FANJARY no anaran'izy io, hivoaka isaky ny enim-bolana... ♦ Mangataka ny fahafahan'ireo voamaina avy any Rosia ahondrana eo amin'ny tsena iraisim-pirenena ny Firenena Mikambana...
♦ Tsy maharesy lahatra ny antoko Fiombonana ny fanazavan'ny tompon'andraikitra momba ny fahasahiranan'ny any amin'ny faritra samihafa amin'ny fanjifana ny gasoil. Tombanan'izy ireo ho vokatry ny olan'ny mpandraharaha sy ny fanjakàna no antony... ♦ Kaominina 28 manodidina an'Antananarivo renivohitra sy ny boriborin-tany efatra ao an-drenivohitra no hisitraka ilay tetik'asa GUGA natomboka omaly. Famatsiam-bolan'ny AFD mitentina 5 tapitrisa Euro... ♦ Nidina ny taham-pahafahana bakalôrea ho an'ny teto amin'ny faritanin'Antananarivo tamin'ity taona ity. 41,34% izany raha toa ka nahatratra 58,48% izany tamin'ny taona lasa...
• Namaly ny antso avo nataon'ny Papa Léon XIV ny Fivondronamben'ny Eveka eto Madagasikara, ka nanentana ny vahoaka kristianina rehetra hivavaka sy hifady haninana ho an'ny fandriampahalemana eto Madagasikara sy maneran-tany, ny sabotsy 11 oktobra 2025... • Nanao antso avo hampitsaharana ny ady any Gaza sy nitalaho ny mba hisian'ny fandriampahalemana marina sy maharitra, ny Papa Léon XIV, mialoha ny vavaka Angelus omaly... • Vita sonia ny sabotsy teo ny Fanentanana Apostolika voalohany, nosoratan'ny Papa Léon XIV...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco