♦ Hanolo-tanana amin'ny fanatanterahana ny fifidianana lalàm-panorenana mandritry ny fitsapan-kevi-bahoaka ny sendikan'ny mpiasam-panjakana ambony (SYNAD)... ♦ Hatsaraina sy harindra mba ahazoana vokatra tsara kalitao sy mamaly ny filan'ny asa eny an-kianja manomboka amin'io taona ho avy io ny fampiofanana omena ny mpanao gazety... ♦ Lany teny amin'ny antenimieram-pirenena ilay volavolan-dalàna laharana 008/2026 tamin'ny 28 avrily 2026, manome alalana an'i Madagasikara hiditra ho mpikambana ao anatin'ny fifanarahana iraisam-pirenena Apostille... ♦ Ela niandrasana ka nahazo ny famangian'ny Papa Léon-XIV, ny mpino Peroviana...

♦ Niompana tamin'ny voka-dratsy hateraky ny fiovaovan'ny toetry ny andro ny lahateny nataon'ny Filohan'ny Fanavaozana nandritry ny fandraisam-pitenenany tamin'ny fihaonam-ben'ny COP-31, omaly hariva, tany Antalya Torkia... ♦ Manombona ny toe-draharaha pôlitika eto Madagasikara indray ny delegasiôn'ny SADC sy ny vondrona afrikana hatramin'ny 18 novambra izao, eo koa ny fihaonana amin'ireo antoko sy vondrona politika... ♦ An'arivony ireo sekoly tsy misy tafo, tsy misy dabilio ary mbola manoratra amin'ny tany ny mpianatra amina Faritra samihafa eto Madagasikara hoy ny tatitra nataon'ny teo anivon'ny Minisiteran'ny fanabeazam-pirenena...

• Tanjon'ny fivoriana andiany faha-9 momba ny fiarovana an-dranomasina, atao eto amintsika, ny hanamafy ny fifampizarana vaovao sy ny fifanakaloazana traikefa amin'ny fiomanana amin'ireo aro loza ary ny fandriampahalemana eny an-dranomasina… • Nanamarika ny faha-108 taona nitsaharan'ny Ady Lehibe Voalohany teny amin'ny Anjely Mainty Anosy androany isika teto Madagasikara… • Manombana ny toe-draharaha politika eto Madagasikara indray ny delegasiona avy amin'ny SADC sy ny Vondrona Afrikanina, hatramin'ny 18 novambra 2026…

♦ Nidera ny ezaka nataon'ny Fitondram-panjakana naka ny hevitr'izy ireo momba ny volavolan-dalàna hifehy ny fifidianana ny firaisa-monim-pirenena. Misy ny lesoko mila harenina hanatsarana ny fomba fiasa amin'ny ho avy hoy ny SAFIDY... ♦ Hanampy ny ARELEC hisahana ny fandrindrana ny kalitaon'ny tolotra sy ny saran'ny herinaratra avy amin'ireo orinasa mpamatsy izany eto Madagasikara, Banky Afrikanina hoy an'ny B.A.D... ♦ Tanterahana eto Antananarivo ny kaoferansa nasiônaly anaovana ady sisika amin'ny vokatry ny fanadihadiana natao momba ny atontan-kevitra mahakasika ny fahafahan'ny vehivavy sy ny tanora miatrika ny toetr'andro...

[Miara-dàlana] Zoma 20 novambra 2026

• Fiofanana maharitra sy faharetana mivavaka no nanentanan'ny Eveka ireo pretra diosezanina, mba hiatrehana ny fanamby ankehitriny… • Nitantara ny vokatry ny fitsidihana Apostolika tany Amerika Latina, ny Papa Léon XIV, nandritra ny Audience générale, ny alarobia lasa teo… • Any Odessa, simba taorian'ny fanafihana rosiana, ny Katedraly katolika…

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...