♦ Hanolo-tanana amin'ny fanatanterahana ny fifidianana lalàm-panorenana mandritry ny fitsapan-kevi-bahoaka ny sendikan'ny mpiasam-panjakana ambony (SYNAD)... ♦ Hatsaraina sy harindra mba ahazoana vokatra tsara kalitao sy mamaly ny filan'ny asa eny an-kianja manomboka amin'io taona ho avy io ny fampiofanana omena ny mpanao gazety... ♦ Lany teny amin'ny antenimieram-pirenena ilay volavolan-dalàna laharana 008/2026 tamin'ny 28 avrily 2026, manome alalana an'i Madagasikara hiditra ho mpikambana ao anatin'ny fifanarahana iraisam-pirenena Apostille... ♦ Ela niandrasana ka nahazo ny famangian'ny Papa Léon-XIV, ny mpino Peroviana...