♦ Niompana tamin'ny voka-dratsy hateraky ny fiovaovan'ny toetry ny andro ny lahateny nataon'ny Filohan'ny Fanavaozana nandritry ny fandraisam-pitenenany tamin'ny fihaonam-ben'ny COP-31, omaly hariva, tany Antalya Torkia... ♦ Manombona ny toe-draharaha pôlitika eto Madagasikara indray ny delegasiôn'ny SADC sy ny vondrona afrikana hatramin'ny 18 novambra izao, eo koa ny fihaonana amin'ireo antoko sy vondrona politika... ♦ An'arivony ireo sekoly tsy misy tafo, tsy misy dabilio ary mbola manoratra amin'ny tany ny mpianatra amina Faritra samihafa eto Madagasikara hoy ny tatitra nataon'ny teo anivon'ny Minisiteran'ny fanabeazam-pirenena...