• Namoaka hafatra ny Fivondronamben'ny Evekan'i Madagasikara… • Nofaranana tamin'ny loa-bary an-dasy momba ny ho avin'ny asa fanaovan-gazety eto Madagasikara, ny ivon'ny fanamarihana ny faha-160 taonan'ny Gazety Malagasy… • Anjakan'ny tsy fanarahan-dalana sy ny fifaninanana tsy ara-drariny ny sehatry ny fitaterana fiara karetsaka ao Antananarivo Renivohitra sy ny manodidina. Mitaraina vokatr'izany ny fikambanana FTAR…
♦ Tena manam-pahefana marina ve ny vahoaka, raha tarafina tamin'ny dinika fanomanana ny fifidianana izay natao tetsy amin'ny CCI Ivato, hoy ny mpandinika raharaham-pirenena... ♦ Handray anjara amin'ilay atrik'asa ampitain-davitra hiresahana ny teny malagasy, izay karakarain'ny Havatsa-Upem sampana Canada, anio i Sy Ratolojanahary... ♦ Manavao ny fomba fiasa amin'ny alalan'ny sehatra nomerika e-Courrier ny Minisiteran'ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana ara-tSiansa... ♦ Mitaky ny fanajana ny zony ireo mpanao gazety Frantsay manoloana ny fandrakofana ny fihetsiketsehana any Frantsa...
• Vonona ny ekipa hanatontosa ny fikaonandoham-pirenena satria andraikitra efa nankinina tamin'ny FFKM izany, hoy ny Filohany, Mgr Ranarivelo Samoela Jaona… • Apetraka ny Dina Nasionaly ho an'ny fanadiovana, ary hampitomboina ny tetibola natokana ho an'ny sehatry ny fanadiovana eto Madagasikara… • Miha manalavitra amin'ny fandraisana anjara amin'ny CAN 2027 ny Barean'i Madagasikara…
• Miatrika lalao ho an'ny dingana fifanintsanana CAN 2027, ny Barean'i Madagasikara amin'izao hariva izao. Lalao ihaonana amin'ny Guinée Bissau, any Maroc… • Voahaja ny tetiandro ho an'ny fanavaozana ny fifidianana sy ny fikaonandoham-pirenena, hoy ny Minisitra misahana ny Fanavaozana. Nihaona tamin'ireo iraky ny sehatra irasam-pirenena tonga eto amintsika izy androany… • Hampitomboina ny tetibola natokana ho an'ny fanadiovana eto Madagasikara. Nivory nandinika izany, teny amin'ny Lapan'i Mahazoarivo androany, ny Governemanta sy ireo mpiara-miombona antoka…
• Fiofanana maharitra sy faharetana mivavaka no nanentanan'ny Eveka ireo pretra diosezanina, mba hiatrehana ny fanamby ankehitriny… • Nitantara ny vokatry ny fitsidihana Apostolika tany Amerika Latina, ny Papa Léon XIV, nandritra ny Audience générale, ny alarobia lasa teo… • Any Odessa, simba taorian'ny fanafihana rosiana, ny Katedraly katolika…
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco