• Vonona ny ekipa hanatontosa ny fikaonandoham-pirenena satria andraikitra efa nankinina tamin'ny FFKM izany, hoy ny Filohany, Mgr Ranarivelo Samoela Jaona… • Apetraka ny Dina Nasionaly ho an'ny fanadiovana, ary hampitomboina ny tetibola natokana ho an'ny sehatry ny fanadiovana eto Madagasikara… • Miha manalavitra amin'ny fandraisana anjara amin'ny CAN 2027 ny Barean'i Madagasikara…