♦ Tena manam-pahefana marina ve ny vahoaka, raha tarafina tamin'ny dinika fanomanana ny fifidianana izay natao tetsy amin'ny CCI Ivato, hoy ny mpandinika raharaham-pirenena... ♦ Handray anjara amin'ilay atrik'asa ampitain-davitra hiresahana ny teny malagasy, izay karakarain'ny Havatsa-Upem sampana Canada, anio i Sy Ratolojanahary... ♦ Manavao ny fomba fiasa amin'ny alalan'ny sehatra nomerika e-Courrier ny Minisiteran'ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana ara-tSiansa... ♦ Mitaky ny fanajana ny zony ireo mpanao gazety Frantsay manoloana ny fandrakofana ny fihetsiketsehana any Frantsa...