• Nankalazaina androany teny amin'ny UCM Ambatoroka ny Andro natokana ho an'ny Ivon-toerana sy Sekoly Fampianarana Ambony Katolika, na ny Journée ESS CATHO, andiany faha-4... • Manodidina ny 40%-n'ny ankizy eo anelanelan'ny 15 hatramin'ny 19 taona nanaovana fanadihadiana, izay mampiasa ny Internet, no efa niharan'ny fanararaotana mamoafady amin'ny alalan'ity teknolojia ity... • Niavaka ny nanamarihan'i Madagasikara ny andron'ny omaly 3 marsa, izay Andro Afrikana ho an'ny Tontolo Iainana...
• Hivoaka ny Lapan'i Iavoloha indray ny filankevitry ny Minisitra amin'ity herinandro ity. I Mahajanga no handray izany, araka ny nampahafantarina omaly... • Haverina hodinihina eo anivon'ny Filankevitry ny tanana, ny momba ny orinasa SMGD, mitantana ny fidiram-bolan'ny Kaominina Antananarivo... • Samy manana ny heviny ireo mpanabe momba ny fanovana ny laza adina CEPE ho isaky ny CISCO. Misy ireo milaza fa hampidina ny fari-pahaizan'ny ankizy izao fanapahan-kevitra izao...
• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco