♦ Misokatra ho an'ny rehetra manana ny mari-pahaizana bakalôrea ny sekoly ambony mampianatra manokana ny Filôzôfia, tantanan'ny Fikambanan'ny Salezianina "ISSAFI" any Ankofafa - Fianarantsoa... ♦ Handraisana fepetra entitra sy haingana ireo tompon'andraikitra naha-tafa-poritsaka ny kôlônely Rakotomamonjy Patrick, izay natao fanadihadiana tao amin'ny toby hoy ny filoha Malagasy Rajoelina Andry... ♦ Pôlisy amperinasa no nanome ilay "cocarde" nampiasainà teratany vahiny tsy ara-dalàna tany Behenjy Faritra Vakinankaratra hoy ny fampitam-baovaon'ny Ministeran'ny Filaminam-bahoaka... ♦ Natomboka tamin'ny alalan'ny Lamesa ny Conclave androany 7 mey...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 13 jolay 2026

• Nodimandry androany teo amin'ny faha-98 taonany, i Mgr Raymond Razakarivony, Eveka emeritan'ny Diosezin'i Miarinarivo... • Manoloana izao zava-misy eto Madagasikara izao, dia ny fahaverezan'olona sy ny fahafatesan'olona, dia misy ny fanambarana sy ny fanentanana ary ny hafatra avy amin'ny Finvondronamben'ny Evekan'i Madagasikara... • Asehon'i Kristy ny fahalalahan-tananan'Andriamanitra mpamafy ny teny. Navoitran'ny Papa io nandritra ny vavaka Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...