♦ Fiaraha-miombom-bavaka teny amin'ny Ekar Antanimena no nanokafan'ny FFKM ny faha-40 taona nijoroany... ♦ Vola metentina 76.000.000 Euro avy amin'ny vondrona Eropeana no hanavaozana ny tambazotra iombonana mitondra ny rano ao Antananarivo renivohitra... ♦ Nanokatra fanadihadiana momba ny nahafatesan'i Diego Maradona ny fitsarana any Argentine...
♦ Fandaharana Demokr'Ankizy : laharam-pahemehan'ny fanjakana ny fiarovana ny ankizy manoloana ny herisetra, entanina ny fitorohana... ♦ Pape François : Ny fifanankaikezana sy ny fahamailona no teny roa nasongadiny tamin'ny fampianarany ho fanomanana ny fiaviana... ♦ Demokrasia any Thaïlande : olona maro no nitokona tany Bangkok, nitaky ny fanenana ny fahefan'ny mpanjaka...
♦ Judo, fiadiana tompon-dakan'i Afrika : hampiantrano ny lalao i Madagasikara ny 17 hatramin'ny 20 Desambra... ♦ Radio Fanasina Morondava : mankalaza ny faha-17 taonany... ♦ Diego Maradona : nanokana andro telo ho fisaonam-pirenena i Argentine...
♦ Velon-taraina amin'ny fisondrotry ny vidim-bary amin'izao fotoana izao ny mpanjifa... ♦ Misedra olana amin'ny fahazoana rano fisotro madio ny mponina ao Fianarantsoa... Baolina kitra : Lavo ny andrarezina, nodimandry omaly teo amin'ny faha-60 taonany i Diego Armando Maradona...
“Aza asiana fiatsarambelatsihy ny fitiava-namana. Mankahalà ny ratsy ary miraiketa amin’ny tsara” (Rm 12,9). Hafatry ny Fivondronamben’ny Evekan’i Madagasikara, ho an’ny mpino kristianina katolika, ho an’ny mpitondra fanjakana, ho an’ny tanora Malagasy tsy an-kanavaka, ho an’ny mpiray tanindrazana, ary ho an’ny olona rehetra tsara sitra-po.
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco