♦ Nomarihana omaly, ny andro iraisam-pirenena ho an'ny demôkrasia. Ny fampiharana izany dia antoka ahatongavan'ny mpamatsy vola hoy Andrimatoa Maka Alphonse, CFM... ♦ Nomarihana omaly ny andro eran-tany hiadiana amin'ny fahasimban'ny sosona ôzôna, hiverina amin'ny laoniny ny izy io hatramin'ny taona 2050... ♦ Hita taratra ny fandrosoan'ny fandaharanasa momba ny fahasalamana antsoina hoe "ACCESS", araka ny tombana nataon'ireo tompon'andraikitra...
♦ Mbola samy manana ny fomba fandikany sy ny fampiharany ny antsoina hoe demôkrasia ireo mpanao pôlitika eto Madagasikara... ♦ Hiverina amin'ny laoniny hatramin'ny taona 2050 ny sosona ôzôna raha mitohy ny fampihenan'ireo firenena tsirairay ny ankora manimba io sosona io... ♦ Efa manomboka mihena ny trangana tsy fandriampahalemana any amin'ny Faritra Melaky...
♦ Nitory eny amin'ny Filan-kevi-panjakàna ireo vovonana sendikà eo anivon'ny Pôlisim-pirenena, manoloana ny famindran-toerana pôlisy hiasa tato ho ato, napetraka teny Anosy... ♦ Miahiahy ny fisian'ny "sinema" eo amin'ny mpitondra sy ny mpanohitra ny antoko FTPM, amin'ny fitantanana ny firenena. Tsy hiandany amin'ireo ankolafi-kery ireo ity antoko ity... ♦ Hisokatra anio ny taom-panondranana Lavanila any ivelany ho an'ny eto Madagasikara. Tombanana haherin'ny 2 000 taonina ny lavanila haondrana...
♦ Mpampiantra FRAM miisa 54 000 eto Madagasikara no hisitraka fanampiana ara-bola manokana. Hahazo 300 000Ariary avy izy ireo noho ny krizy nentin'ny Covid-19... ♦ Nahena ho 5% ny tataon-ketra alaina amin'ny entona fandrehitra eto Madagasikara. Tavoahangy gazy 15 000 isa no hozaraina amin'ny tokantrano malagasy... ♦ Pôlisy iray namoy ny ainy tampoka teny Ampasapito omaly. Nofahona fiara iray ny tranokely fampiasan'ireo mpitandro filaminana...
♦ Manasa antsika hivavaka ho an'ireo ray aman-dreny namoy ny zanany, ny Papa François, ao anatin'ny Tambajotram-pivavahan'ny Papa maneran-tany, amin'ity volana nôvambra ity... ♦ Nohamasinana ho diakra omaly tao amin'ny EKAR Masindahy Ignace de Loyola Soamanandrariny, i Fr Stephan Marie de l'Eucharistie Rasolonjatovo, avy amin'ny Fikambanana Société des Divines Vocations... ♦ Nanentana ny mpino rehetra ny Papa François, nandritra ny vavaka Angelus ny 10 nôvambra 2024, mba hiady amin'ny fihatsaram-belatsihy, fa hanao ny tsara tsy amim-pisehosehoana...
Tohiny...Noho ny fetin'ny Noely, Fankalazana manetriketrika ny nahaterahan'i Kristy Mpamonjy an'izao tontolo izao, dia manafatra ary miray soa ho antsika i Mompera Bizimana Innocent, Lehiben'ny Salezianin'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maorisy.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2024 Radio Don Bosco