♦ Mamantatra ny tena isa marin'ireo mpandray fistroan-dronono ny minsitera mpiahy. Tankona ny hanao digitalisation ny fizarana fisotroan-dronono... ♦ Niakatra fampanoavana androany, ireo mpitsabo eo anivon'ny HJRA, izay voasaringotra tamin'ny raharahan'i Eddy Bois de Rose... ♦ Potika tanteraka ary tsy misy mpijery hatramin'izao ny fiainan'ny olona any Benonoky Midongy Atsimo, dimy volana tao aorian'ny fanafihan-dahalo mahery vaika nihatra tamin'izy ireo...
♦ Nanamafy ny firaisan-kinany teny Vontovorona ny faran'ny herinandro teo ny IFI vondrona ivondronan'ireo fikambanana miisa 400 manohana ny filoham-pirenena, indrindra manoloana ny tsikera ataon'ny mpanohitra... ♦ Harena azo tsy ara-dalàna : Miantoka ny fahazoana famatsiam-bola ho an'ny teti-bolam-panjakàna amin'ny taona 2022 ny fananganana ny ARAI hoy ny ministry ny fitsaràna Imbiky Herilaza... ♦ Hampifanantona ny anjery manontolo sy ny zanak'Ambohidratrimo ny ben'ny tanàna Raherimanantsoa Feno...
♦ Nankalaza ny faha-40 taona nahatongavany teto Madagasikara, tao amin'ny Distrika Bemanevika, niasan'ireo misionera voalohany, diôsezy Ambanja, omaly, ny fikambanana saleziana... ♦ Baolina kitra, niala tamin'ny isa aotra, ka lasa manana isa telo ao anatin'ny vondrona "J" misy azy i Madagasikara. Resin'ny Barea i RDC... ♦ Fahasalamana : tsy hiasa ireo mpianatra ho mpitsabo ao amin'ny HJRA sy ny mpitsabo manaraka fiofanana manokana raha tsy mivoaka ny mpampianatra azy ireo nosamborin'ny pôlisy...
♦ Tano 1 080 isa, no may, olona maherin'ny 6 000 no tra-boina vokatry ny hain-trano mampivarahontsana tao antampon-tanànan'i Farafangàna, alina... ♦ Naneho ny tsy fahafaliany ireo mpitsabo eny amin'ny HJRA, ho firaisan-kina amin'ireo mpitsabo roa nosamborin'ny polisy, nampidirina am-ponja vonjimaika, noho ny fiahiana ho nampadositra an'i Eddy boid de rose... ♦ Manaitra ny rehetra, roa taona aty alohan'ny fifidianana amin'ny 2023 ny CFM, nikaro-bahaolana hisorohana olana...
♦ Manasa antsika hivavaka ho an'ireo ray aman-dreny namoy ny zanany, ny Papa François, ao anatin'ny Tambajotram-pivavahan'ny Papa maneran-tany, amin'ity volana nôvambra ity... ♦ Nohamasinana ho diakra omaly tao amin'ny EKAR Masindahy Ignace de Loyola Soamanandrariny, i Fr Stephan Marie de l'Eucharistie Rasolonjatovo, avy amin'ny Fikambanana Société des Divines Vocations... ♦ Nanentana ny mpino rehetra ny Papa François, nandritra ny vavaka Angelus ny 10 nôvambra 2024, mba hiady amin'ny fihatsaram-belatsihy, fa hanao ny tsara tsy amim-pisehosehoana...
Tohiny...Noho ny fetin'ny Noely, Fankalazana manetriketrika ny nahaterahan'i Kristy Mpamonjy an'izao tontolo izao, dia manafatra ary miray soa ho antsika i Mompera Bizimana Innocent, Lehiben'ny Salezianin'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maorisy.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2024 Radio Don Bosco