Rahefa miresaka fahavanonana dia tsy azo hadinoina ny kolontsaina sy ny kolompiaraha-monina, fototra izay fanajana avy amin'Andriamanitra. (18-10-2019)
Ny teny famporisihana dia fanehoam-pitiavana, ary ny fitiavana dia manova zavatra lehibe. (21-11-2019)
Ny fahavanonana dia tsy maintsy miainga amin'ny fanajana ny tenananao aloha no voalohany, avy eo dia mipaka amin'izay manodidina anao izany. (30-10-2019)
• Nankalazaina ny alahady 5 jolay 2026 ny Andron'ny Diosezin'i Mananjary... •Notanterahina nandritra ny telo andro tamin'ny herinandro lasa teo ny Antenimieran'ny tanora tao amin'ny Diosezin'i Port-Bergé... •Maniry ny hisian'ny fifampiresahana amin'ireo andrim-panjakana any Panama ny Fivondronamben'ny Eveka any an-toerana...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco