♦Tsy misy antenaina intsony ny hanenjehana ara-pitsaràna ireo mpitondra ambony teo aloha, hoy ny Pastera Edouard Tsarahame. Nambarany fa efa tsy eto intsony izy ireo, vao eken'ny HCC ny fahafahana manenjika ... ♦ Hamafisina ny sakana tsy hidiran'ny aretina Ebola eto Madagasikara. Handraisana fepetra ireo olona miditra eto Madagasikara avy any amin'ireo firenena misy ny mararin'ny valan'aretina manomboka izao... ♦ Laharana faha-37 i Madagasikara tamin'ilay fiadiana ny tompon-daka eran-tany eo amin'ny baolina kitra ho an'ny latsaky ny 15 taona zazalahy natao tany Azerbaidjan ; fandresena 8 tamin'ny lalao 10 no azon'ny Barea...
♦ .Nihaona tamin'Andriamatoa Vladmir Poutine tao amin'ny Kremelin ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara. Nosokajian'i Rosia ho mpiara-miombon'antoka manan-danja amin'ny fananganana lamina eran-tany i Madagasikara.. ♦ .Mikaroka ireo raharaha vaventy amin'ny fanaovana kolikoly eto Madagasikara ny Bianco ankehitriny. Nambaran'ny Tale jeneraly omaly fa havoaka ny tatitry ny fanadihadiana momba izany.. ♦ Namoaka fanambaràna momba ny ady amin'ny aretina lefakozatra eto Madagasikara ny Vaomieran'ny Eveka misahana ny Fahasalamana...
• Namoaka fanambarana momba ny naoty avy amin'ny Minisiteran'ny Fahasalamana, mahakasika ny ady amin'ny aretina lefakozatra androany, ny Vaomieran'ny Eveka misahana ny Fahasalamana… • Mampiantrano ny andiany voalohany amin'ny kongresy momba ny nify aty amin'ny Ranomasimbe Indiana, na ny CDOI, i Madagasikara nanomboka androany hatramin'ny rahampitso… • Mikaroka ireo raharaha vaventy amin'ny fanaovana kolikoly eto amin'ny firenena ny BIANCO amin'izao fotoana izao. Nambaran'ny Tale jeneraliny fa anatin'ny fanadihadiana ireo raharaha vaventy ireo ankehitriny…
• Zava-dehibe tena ilaina amin'ny fanenjehana ireo olona voasaringotra amin'ny kolikoly ny fananana porofo, hoy Andriamatoa Jaona Clément… • Mangataka ny hananganana indray ny CNIDH, ny fikambanana Tsaramanasoa, amin'izao fotoanan'ny fanavaozana izao… • Hiara-hiasa amin'ny Minisiteran'ny Mponina i Mme Margo, amin'ny fiofanana omeny…
• Fiofanana maharitra sy faharetana mivavaka no nanentanan'ny Eveka ireo pretra diosezanina, mba hiatrehana ny fanamby ankehitriny… • Nitantara ny vokatry ny fitsidihana Apostolika tany Amerika Latina, ny Papa Léon XIV, nandritra ny Audience générale, ny alarobia lasa teo… • Any Odessa, simba taorian'ny fanafihana rosiana, ny Katedraly katolika…
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco