♦ Olona efatra nitondra ny Coronavirus, notsaboina tany amin'ny hôpitaly omaly no sitrana... ♦ Miverina tsikelikely indray ny mpivarotra amoron-dalana ao Antananarivo Renivohitra. Mitaraina fa tsy mbola nahazo fanampiana ka tsy maintsy manohy ny asa fivelomany... ♦ Misokatra avokoa ny biraon'ny Paositra manerana ny Nosy ho fanampiana ny mpanjifa manoloana ny ady atao amin'ny Coronavirus...
♦ Mitombo hatrany ny olona voaporofo fa sitrana soa aman-tsara tamin'ireo nitondra ny tsimok'aretina Coronavirus teto Madagasika. Androany olona efatra vaovao indray no sitrana... ♦ Tsy maintsy mandinika isan'andro ny paik'ady hamongorana ny tsimok'aretina Coronavirus ny anivon'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka. Mety miovaova izny arakaraka ny zva-misy manerana ny Nosy...
♦ Tsy tokony ahiliky ny fiaraha-monina ireo mararin'ny Coronavirus sitrana soa aman-tsara ka miverina any amin'ny fianakaviany... ♦ Ahetsika ihany koa ankehitriny ny mpanentana ara-pahasalamana mba hiadiana amin'ny aretina entin'ny Coronavirus... ♦ Mitaky ny hampiatoana ny tsenan'omby ny mponina any amin'ny distrikan'i Besalampy amin'izao ady atao amin'ny Coronavirus izao...
♦ Niampy enina indray omaly ny olona mararin'ny Covid-19 no sitrana... ♦ Nahazo fitaovam-pitsaboana sy fiarovan-tena milanja 2,7 taonina avy amin'ny Fondation Jack Ma sy ny OMS indray i Madagasikara... ♦ Nambaran'ny manam-pahaizana momba ny varika eto Madagasikara fa tsy Coronavirus akory no nahafaty izao varika tao Vakoana Andasibe...
Noho ny fetin'ny Noely, Fankalazana manetriketrika ny nahaterahan'i Kristy Mpamonjy an'izao tontolo izao, dia manafatra ary miray soa ho antsika i Mompera Bizimana Innocent, Lehiben'ny Salezianin'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maorisy.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2024 Radio Don Bosco