• Tsy maintsy vitaina amin'ny taona ho avy ny fitsapankevi-bahoaka, hoy ny Filohan'ny Fanavaozana, androany… • Nitondra fanazavana momba ny volavolan-dalàna lasitra hifehy ny tetibolam-panjakana 2027, ny minisitra tompon'andraikitra… • Tapitra ny famohazan-tsaina ireo mpianatra, fa hifantoka amin'ny fampitana fahalalana vaovao ny fampianarana, amin'izao roa volana faharoan'ny taom-pianarana izao…
♦ Nampahafantarina omaly ny daty hanatanterahana ny JMJ Mada andiany faha-11, izay hotanterahana any Toamasina... ♦ Natolotra tamin'ny fomba ôfisialy tetsy amin'ny CCI Ivato, ireo fehin-kevitra voaangona tamin'ilay dinika fakan-kevitra voalohany nataon'ny Filohan'ny Fanavaozana teny amin'ny Lapam-panjakana Iavoloha ny volana septambra lasa teo... ♦ Hosokafana amin'ny fomba ôfisialy rahampitso talata 10 novambra 2026, ny herinandro fankalazana ny faha-160 taona ny gazety Malagasy... ♦ Olona 7 isa no namoy ny ainy ary nahatratra 112 ireo naratra nandrindra ny fifandonana fiaran-dalamby roa tany Caire-Atsimon'i Egypte...
♦ Tsy nisy nijery ny tombontsoa an'ny vahoaka tamin'ireo fifanarahana nataon'ny orinasa JIRAMA ireo mpitondra rehetra nifandimby teto amin'ny Firenena hoy ny tatitra nataon'ny cours des comptes tany Toamasina ny faran'ny herinandro teo... ♦ Herinandro mialoha ny fotoam-pitsaràna, nanao antso tolo-tanana afahan'izy ireo maka mpisolovava hiaro azy, ny fianakavian'ireo niharam-boina sy ny namoy ny ainy tamin'ilay raharaha tsingerintaona mainty teny Ambohimalaza... ♦ Voarara eto amin'ny tanin'ny repoblikan'i Madagasikara ny fanambadiana eo amin'ny olona mitovy fananahana, nilaza handray andraikitra ny Minisitera...
♦ Mila hajaina toy ny anak'andriamaso ny Didy aman-dalàna manankery eto amin'ny tany sy ny Firenena hoy ny Sendika SECES... ♦ Laharam-pahamehana ho an'ny Minisiteran'ny Varotra sy ny Fanjifana ny fisorohana ny ampihimamba amin'ny fanondranana vokatra any ivelany... ♦ Betsaka ireo olona mpanambola izay ambaran'ny fikambanana Albinos Madagascar fa voasaringotra amin'ny fakàna an-keriny ireo varira... ♦ Nesorin'ny filoha amerikana tamin'ny toerany ny lehiben'ny kabinetrany, telo andro taorian'ny faharesena lehibe azon'ny antoko repoblikana tamin'ny fifidianana manasasaka ny fe-potoam-piasana...
• Fiofanana maharitra sy faharetana mivavaka no nanentanan'ny Eveka ireo pretra diosezanina, mba hiatrehana ny fanamby ankehitriny… • Nitantara ny vokatry ny fitsidihana Apostolika tany Amerika Latina, ny Papa Léon XIV, nandritra ny Audience générale, ny alarobia lasa teo… • Any Odessa, simba taorian'ny fanafihana rosiana, ny Katedraly katolika…
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco