♦ Mila hajaina toy ny anak'andriamaso ny Didy aman-dalàna manankery eto amin'ny tany sy ny Firenena hoy ny Sendika SECES... ♦ Laharam-pahamehana ho an'ny Minisiteran'ny Varotra sy ny Fanjifana ny fisorohana ny ampihimamba amin'ny fanondranana vokatra any ivelany... ♦ Betsaka ireo olona mpanambola izay ambaran'ny fikambanana Albinos Madagascar fa voasaringotra amin'ny fakàna an-keriny ireo varira... ♦ Nesorin'ny filoha amerikana tamin'ny toerany ny lehiben'ny kabinetrany, telo andro taorian'ny faharesena lehibe azon'ny antoko repoblikana tamin'ny fifidianana manasasaka ny fe-potoam-piasana...