• Niditra an-tanety tao Mozambika ny maraina teo ilay rivodoza Jude, raha ny fampitam-baovao avy amin'ny Météo... • Efa firosoana tsikelikely mankany amin'ny jadona ny filazan'ny mpitondra fa : “hofongorana ny mpanohitra”, raha ny nambaran'ny Solombavam-bahoka Ramilison Nomenjanahary... • Tsy nandefasana filazana, ary tsy mahafantatra momba ilay fandravana trano teny amin'ny Kaominina Anosiala, Distrikan'Ambohidratrimo, ny zoma 7 marsa 2025, ny Ben'ny Tanana eny an-toerana...
• Manao antso avo amin'ny hamoahana ny tena marina, momba ny raharaha Rasazy Narindra, ny fianakaviany... • Dingana manaraka hataon'ny ARFM, ny hametraka Vovonana Foibe Nasionaly iray, mba hikambanan'ny ray aman-dreny rehetra eto amin'ny firenena... • Hanao fanazaran-tena ara-tafika miaraka i Iran, i Rosia ary i Chine anio, any amin'ny fari-dranomasin'i Iran...
• Tanterahina ao Sambava ny JMJ andiany faha-7 ho an'ny Arsidiosezin'Antsiranana, nanomboka ny alarobia 26 aogositra 2026... • Manatanteraka ny fihaonambe voalohany ny Vovonan'ny Olondehibe ao amin'ny Diosezin'i Farafangana, mandritra ny telo andro... • Notanterahina tao Vatican ny fihaonana iraisam-pirenena, nandinihina manokana ny momba ny loza ateraky ny fikirakirana sy ny fanondranana zava-mahadomelina, nokarakarain'ny Departementa PLAPA ao amin'ny CELAM...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco