♦ Fotoana handraisan'ny filohan'ny repôblika Andry Rajoelina fanapahan-kevitra amin'ireo ministra tsy nahomby amin'ny asany, ny akon'ny fihaonan'ny fahefana mpanao lalàna sy ny mpikamban'ny governemanta hoy ny antoko RPSD. Fihaonana hotanterahana ny 12-13 jona izao... ♦ Hanampy betsaka ireo madinika ny fifanaovan-tsoniam-piara-miasa eo amin'ny fikambanan'ny orinasa Malagasy FOM sy ny BNI amin'ny alalan'ny KRED Madagasikara... ♦ 69% amin'ny taham-pahaveloman'ireo zana-kazo nambolena amin'ny ankapobeny, raha ho an'ny taona 2024. Hamafisina hatrany ny ezaka fikolokoloana sy fanaraha-maso ny hazo novolena, hoy ny Ministry ny tontolo iainana...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 3 aogositra 2026

• Tontosa omaly tao amin'ny Katedraly Masindahy Josefa ao amin'ny Arsidiosezin'i Toamasina ny fanamasinana ho diakra ireo frera telo mirahalahy... • Ny 1 sy ny 2 aogositra no nanatanterahan'ny avy eo anivon'ny Fianakaviambe Fransiskana maneran-tany, ny diabe fransiskana isan-taona, etin'izy ireo hankalazana ny “Pardon d'Assise”... • Hanatanteraka fitsidihana apostolika any Assise ny Papa Léon XIV, amin'ny alakamisy 6 aogositra 2026...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...