• Tany amin'ny 105 km atsimon'i Bevoalavo Ampanihy no nisy ny foiben'ilay rivodoza Honde, tamin'ny 3 ora tolakandro teo... • Nihemotra ho amin'ny 28 marsa 2025 indray, raha tokony ho natao androany teny amin'ny Fitsarana Anosy, ny fotoam-pitsarana ny raharaha fampiakarana nataon'Andriamatoa Barson Rakotomnaga sy ny Profesora Sammy Grégoire Ravelonirina... • Efa manomboka hita taratra ny fivoarana eo amin'ny paikadim-pirenena hampiroboroboana ny jono sy ny toekarena manga eto amintsika ankehitriny...
• Tany amin'ny 220 km andrefana somary atsimo andrefan'Itampolo Ampanihy, no nisy ny foiben'i Honde, tamin'ny 3 ora tolakandro teo... • Zava-dehibe ary mijanona ho tsiambaratelo ny valin-teny raisin'ireo mpanao fanadihadiana mandritra ny EPM 2025, araka ny voafaritry ny lalana... • Tsy mbola nahazo fankatoavana avy amin'ny CAF indray ny kianjan'ny Barea Mahamasina...
• Solontena 37 avy amin'ny diosezy 20 amin'ny 22 no nandray anjara tamin'ny fiofanana momba ny fampiharana ny Eglizy miara-dia... •Nantsoin'ny Ray handray ny valin-kasasarany teo amin'ny faha-89 taonany i P. Baigny Dezy... •Hankalazaina any Jourdanie amin'ny 2030 ny faha-2000 taonan'ny nanaovana Batemy an'i Jesoa...
Tohiny...
I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2026 Radio Don Bosco