♦ Tafakatra 20 ny isan'ireo maty nandritra ilay fety teny Imerikasinina Ambohimangakely ny sabotsy teo. Fanapoizinana ny sakafo, famosaviana niniana natao, no nisy ka ho fantatra tsy ho ela ny marina momba ity raharaha ity hoy ny Ministra delegé misahana ny zandarimariam-pirenena... ♦ Notoloran'ny Fanjakàna Malagasy mari-boninahitra noho ny ezaka fiarovana ny harena voajanahary ny Profesora Lyly-Arson René de Roland. Nanolotra izany ny MInistry ny tontolo iainana sy ny fandrosoana lovain-jafy... ♦ Hotanterahana ny 4 hatramin'ny 7 septambra izao ny F.I.A 2025, miaraka amin'ny festival iraisam-pirenena ho an'ny hay momba ny sakafo, mpikarakara Mada Vision...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...