♦ Tafiditra ao anatin'ireo firenena telo maneran-tany, mbola ahitana pesta miverimberina i Madagasikara... ♦ Fotoana tsara handinihana sy hanatsarana ny lalana mifehy ny fifidianana, izay tsy mampitovy hevitra ny mpisehatra pôlitika izao, hoy ny CFM...
♦ Nitory eny main'ny Fitsarana ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, miaraka amin'ny vadiny. Fitoriana miantefa amin'ny gazety iray mpiseho isan'andro, izay namoaka vaovao momba ilay raharaha niparitaka tamin'ny tambajotran-tserasera tamin'ity herinandro ity... ♦ Nahatratra 578 miliara Ariary ny vola noahiahiana fa nofotsiana teto Madagasikara tamin'ny taona 2020. Tsy nahasakana ny fampiasam-bola maolto ny fisian'ny krizy nentin'ny Covid, hoy ny tatitry ny SAMIFIN, androany...
♦ Hihaona amin'ny vahoakan'ny faritra Vakinankaratra amin'ny sabotsy izao ny RMDM. Fihaonana voalohany taorian'ny nanafoanana ny amehana ara-pahasalamana... ♦ Miantso ny tompon'andraikitra mba hanaja ny lamina efa napetraky ny ministeran'ny fanabeazam-pirenena momba ny tetiandro fidiran'ny mpianatra ny solombavambahoaka an'i Vohipeno... ♦ Ampianarina any amin'ny oniversite iray any Chine, ankehitriny ny teny malagasy...
♦ Voatendry nandritra ny filan-kevitry ny ministra notanterahana teny amin'ny Lapam-panjakàna Iavoloha omaly ny tale jeneraly vaovaon'ny tahirim-bolam-panjakàna... ♦ Andrasana ny fandefasana ny antotantaratasy any amin'ny fitsaràna miady amin'ny heloka be vava momba ny raharaha Appolo 21... ♦ Nihaona tamin'ny filohan'ny CFM teny amin'ny birao fiasany teny Ampefiloha ny masoivoho britanika, voaresaka tao ny asa fampihavanana ataon'ny CFM sy ny kere...
• Hampafantarina amin'ny fomba ofisialy ny alahady 9 novambra 2025, ny Baiboly Masina Katolika misy fanazavana... • Manatanteraka fihaonambe maneran-tany any Argentine, ny Lahika Karismatika Orionista... • Loharanon'ny fanantenana sy ny fahafenoana ny fitsanganan'i Kristy ho velona, hoy ny Papa Léon XIV, tamin'ny fampianarany nandritra ny Audience générale ny alarobia lasa teo...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco